Litera F
Fanjehy: (zehy) a.: Fomba entina manjehy, mandrefy amin'ny zehy. 1 p, t.: Azo zehena: Omby mitsanyana tsy fanjehy,…tohiny
Fanjelatra: (jelatra) ai Fomba na toetran'ny zavatra man-data hazavana mitsoriaka toa tselatr'afo: Nanaitra ny fanjelatr'ilay…tohiny
Fanjenjena: na Fizenjena (zen-fana) a.: Fomba na toetran' ny olona manjenjena na mizenjena, izany hoe mandehandeha…tohiny
Fanjenjenana: na Fizenjenana (zenjena) o,: Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana ets? sy er?, firenirenena:…tohiny
Fanjenjina: (jenjina) a.: Fomba entina manjenjina na manao izay hahafanina.
tohiny
Fanjepizepy: (zepizepy) a.: Toetran'ny rano manjepijepy, feno morona: Nahafinaritra ny mijery ny fanjepizepin'ny…tohiny
Fanjerizery: na Fizerizery (zerizery) a,: Toetran'ny zavatra manjerizery na mizerizery, miharihary.
tohiny
Fanjevoana: (zevo) a.: Fampifangaroana.
tohiny
Fanjezehana: (zezika) a.: Fandarofana, fanovokovohana.
tohiny
Fanjihitra: o.: Fanditra sy fifamaliana, ady vava, ady antsanga. - t.i.f, : Mifanjihitra, fifanjihitra, mpifanjihitra…tohiny
Fanjilarana: (jilatra) a: Fiendahan'ny nofo noho ny fikapana na fandidiana tsy nitsatoka tsara fa nisolifatra somaradimbana.…tohiny
Fanjilatra: (jilatra) o.: Fomba na toetran'ny nofo nanjilatra na niendaka noho ny fandidiana na fikapana nisolifatra.…tohiny
Fanjingana: (zinga) a.: Fanovozana amin'ny zinga.
tohiny
Fanjofo: (lofo) a: Fomba entina manjofo mikapoka, mamely, / Fomba na toetran' ny olona na zavatra manjofo, mandroso…tohiny
Fanjofoana: (jofo) a: Fandrosoana tsisy tahotra, fandrosoana miantsambotra midodododo.
tohiny