Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandotso: (lotso) a.: Fomban' ny nono mandotso, izany hoe tonga betsaka. ' tohiny
Fandotsoana: (lotso) a: Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon'ny vehivavy vao tera-bao. ? Izay rehetra omena…tohiny
Fandova: (lova) a.: Fomba entina mandova. 1 p.t.: Azo lovana. tohiny
Fandovana: (lova) a.: Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan'ny ray aman-dreny. tohiny
Fandoza: (loza) a: Toetran'ny zavatra sampontsampona tonga. tohiny
Fandozana: (Icaza) a: Fiterahan-doza; fandriana amin'olona tsy azo vadina, fifoterana. tohiny
Fandozoka: (lozoka) a.: Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana…tohiny
Fandozorana: (lozotra) a.: Fanaovana rataY nahandro; fanaovana izay hampitarozaka raharaha iray. tohiny
Fandozotra: (lozotra) a.: Fomba entina mandozotra na manao ratsy nahandro. tohiny
Fandra: (Ski) a.: Karazan-kazo tahatahaka ny rofia. tohiny
Fandrabahana: (rabaka) a: Fanatsofohana, fampidirana, fandentehana. tohiny
Fandrabaka: a: Fomba entina mandrabaka, manatsofoka, mampiditra, mandentika. tohiny
Fandrabao: (Ski) a.: Tohontantely vao nofandrahana amin'ny hazo vontaka. tohiny
Fandrabavy: a.: Fandraka lehibe na mivelabelatra ny lelany. tohiny
Fandradahy: a,: Fandraka kely na etietY ny lelany. tohiny
Fandrafetana: (rafitra) a: Fanamboarana zavatra amin'ny hazo: Fandrafetana latabatra. 1 Fanorenana: Fandrafetana trano,…tohiny
Fandrafitra: (rafitra) a.: Fomba entina mandrafitra. tohiny
Fandrahana: (fandraka) mt.ih. (fandraho): Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo ital. 1 H.o.: a) Resena lahatra,…tohiny
Fandrahana: (rahana) a: Fomba entina mandrahana, mampangotraka. tohiny
Fandrahana: (Btm) maravo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2829