Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanataovana: a. : Antontambato na zavatra hafa eny amoron-dalana natsipin'ny mpandalo nivoady na nangata-javatra.…tohiny
Fanatapihana: (tapika) a : Fanapehana zavatra eny an-tanan' olona. tohiny
Fanatapika: (tapika) a : Fomba entina manatapika, mana-Paika zavatra eny an-tanan' olona. ~ p, t. : Azo tapihina.…tohiny
Fanatarana: (tatatra) a : Fanaovana tatatra; fakana vola be amin' olona amin'ny varotra, fikapana. tohiny
Fanatatao: (tatao) o. : Fomba entina manatatao, mametraka eo ambony loba. tohiny
Fanatataovana: (tatao) a : Fametrahana eo ambony loba. tohiny
Fanatataro: (tataro) a. : Fomba entina manatataro, mana-fo tataro. tohiny
Fanatataroana: (tataro) a, : Fanasiana tafo ny tataro. tohiny
Fanatatavohana: (tatovoka) a : Famotrahana olona hitsotra mivalandotra. tohiny
Fanatatavoka: (tatavoka) a : Fomba entina manatatavoka, mamotraka miantatafoka. tohiny
Fanatatra: (tatatm) o. : Fomba entina manatatra, manao tatatra. 1 p,t. : Azo tatarina, azo asiana tatatra. tohiny
Fanatavona: (tavona) a : Fomba entina manatavona, manosotra menaka, manafotetaka. tohiny
Fanatavonana: (tavona) a : Fanosorana, fanosenana mena-ka, fanafotetahana. tohiny
Fanatefahana: (tefaka) a : Fanasiana tehamaina; famelezana amin'ny teny. tohiny
Fanatefaka: (tefaka) a : Fomba entina manatefaka, manisy tehamaina, mamely amin' ny teny. ? p, t,: Azo tefahina.…tohiny
Fanatefohana: (tefoka) a : Fitifirana amin' ny basy; fainelezana tehamaina. tohiny
Fanatefoka: (tefoka) a : Fomba entina manatefoka, mitifitra amin'ny basy, mamely tehamaina. tohiny
Fanatete: (tete) a : Fomba entina manatete. tohiny
Fanatetevana: (tete) a : Fampidinana (rano na fanafody) mitsitaitaika toy ny patrakala. tohiny
Fanatevenana: (tevina) a. : Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa : Fanatèuenana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0529