Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanasamboritra: (samboritra) a : Fomba entina manasamboritra, manodidina lamba mafy ny valahana. tohiny
Fanasampazana: (sampy) a.:Fametrahana zavatra hisavily er? am-bozona. tohiny
Fanasampina: (sampina) a. : Fomba entina manasampina, manipy ny tendron'ny lamba iray ho eo ambony soroka. 1 p.t.…tohiny
Fanasampinana: (sampina) a : Fanipazana ny tendron'ny lamba iray ho eo ambony soroka. tohiny
Fanasampotenana: (sampotina) a. : Fampisafotofotoana, fampisaritahana, fampisangodinana, fampitambolimbolenana. tohiny
Fanasampotina: (sampotina)a: Fomba entina manasampotina, mampisafotofoto, mampisaritaka. tohiny
Fanasampy: (sampy) a : Fomba entina manasampY, mametraka zavatra hisavily eny am-bozona. tohiny
Fanasana: (asa) a. : Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin'ny sakafo na lanonana iray: Tsy…tohiny
Fanasana: Fanasam-be (asa) a.: Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana. tohiny
Fanasanasana: (sanasona) o. : Fomba entina manasanasana, manokatra ny vava mitanatana be. ? p. t. : Azo asanasana.…tohiny
Fanasanasanana: (sanasana) a.: Fanokafana be, fanatanatanana. tohiny
Fanasandovia: a. : Anaran-kafa iantsoana ny sevabe. tohiny
Fanasangazona: (sangazona) a.: Fomba entina manasangazona, mamikitra amin'izay zavatra voaray. tohiny
Fanasangazonana: (sangazona) o.: Famikirana amin' izay zavatra voaray. tohiny
Fanasangerenana: (sangerina) a.: Fangoronana, famorimborenana (Iamba) manodidina ny tena. tohiny
Fanasangerina: (sangerina) a. : Fomba entina manasangerina, mamorimborina (lamba) manodidina ny tena. tohiny
Fanasangodina: (sangodina) a,: Fomba entina manasangodina, mampihodidina. tohiny
Fanasangodinana: (sangodina) a.: Fampihodidinana. tohiny
Fanasaohana: (saoka) a. : Fanampiana lamba amin'ny akanjo mba hanalalahana azy, tohiny
Fanasaoka: (saoka) a. : Fomba entina manasaoka, manampy lamba amin'ny akanjo mba hanalalahana azy. H p.t. : Azo…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3381