Litera F
Fanokanana: (tokana) a.: Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin'ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao…tohiny
Fanokatra: (sokatra) a,: Fomba entina manokatra. ? p.t.: A-zo sokafana: Tsy fanokatra ny taratasin'olona.
tohiny
Fanokoana: (toko) a,: Fanatsinjarazarana zavatra ho toko maro. ? Fandaharana vatom-panorona. ?'Fipetrahana mitakoko…tohiny
Fanokona: (tokona) a.: Fomba entina manokona, na manomana ny zavatra rehetra ilaina (vilany, rano, vary...) amin'ny…tohiny
Fanokonana: (tokona) a,: Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko.
tohiny
Fanolahana: (tolaka) a,: Fanodinana (ny varavarana amin' ny lahin-tsaviliny); familiana, famindrana, fanilihana.…tohiny
Fanolanana: (olana) a.: Fanodinan-javatra, ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana; famoretana.
tohiny
Fanolehana: a.: Anaran-kazo izay tenehina ny raviny ka ampisotroina ny amboa hihaza (fahafolo amin'ilay fitanisan-javamanfry…tohiny
Fanolehana: (olika) a.: Fanaovana izay hahatonga mivilivily, misafelipelika.
tohiny
Fanolikolena: (kolikoly) a.: Fanambatambazana tafahoatra, fanangolena, fanomezana vo-la na zavatra mba hanambatambazana…tohiny
Fanolikoly: (kolikoly) a.: Fomba entina manolikoly. ? p. t.: Azo kolikolena: Tandremo fa ireny tsy mba olonafanolikoly.…tohiny