Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanivaiva: (ivaiva) a: Fomba entina manivaiva, manambany. / p, t.: Azo ivaivaina, ambanina. tohiny
Fanivaivana: (iva) o.: Fanambaniana, fanatsizarizariana, fanimbazimbana. tohiny
Fanivaka: f+an+ivaka, fototeny: ivaka. Teny iantsoana ny moto "scooter" (fr/eng). Nosafidiana izany teny izany…tohiny
Fanivakivahana: (ivakivaka) a.: Fandalovana eo afovoany, fanositosehana; fandavoana, famotrahana olona rehefa mandala,…tohiny
Fanivakivaka: (ivakivaka) a.: Fomba entina manivakivaka, mandalo eo afovoany. tohiny
Fanivoana: (ivo) a.: Fomba entina manivoana, mandalo eo anelanelany, eo afovoany. tohiny
Fanivoanana: (ivo) a.: Fandalovana eo anelanelany, eo afovoany. tohiny
Fanivohana: (hiuoka) a.: Fifanongoavana, famenoana olona (ny trano). tohiny
Fanivoho: (ivoho) a.: Fomban' ny olona manivoho, mipetraka eo ivoho; fomba entina manivoho na mamely eo ivoho.…tohiny
Fanivohoana: (ivoho) a.: Fipetrahana ao an-damosina na famelezana avy ao an-damosina. tohiny
Fanivoka: (hivoka) a.: Fomba entina manivoka, mampifanongoa. tohiny
Fanizakiza: (kizakiza) a.: Fomba entina manizakiza, manivaiva, mamingavinga. tohiny
Fanizakizana: (kizakiza) a.: Fanivaivana, famingavingana, fanazimbana. tohiny
Fanizina: (izina) a.: Fomba entina manizina, manamaizina, 1 p. t.: Azo izinina, hamaizinina, fanitrika ao anaty…tohiny
Fanizinana: (izina) a.: Fampanjombonana, fanamaizinana. tohiny
Fanizinana: (hizina) a.: Fandentehana; famoretana; fanidiana. tohiny
Fanja: a.: Karazam-bonfny izay tonga voankazo. Mamony fanja: enti-milaza ny zavamaniry sasantsanY, toy ny tsaramaso…tohiny
Fanjairana: (zaitra) a.: Fampikambanana lamba amin'ny kofehy mba ho tonga akanjo. tohiny
Fanjaitra: (zaitra) a.: Fomba entina maniaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao, 1 p, t.: Azo zairina:…tohiny
Fanjaka: (jaka) a.: Fomba entina manolotra jaka. 1 p, t.: A-zo omena na tokony homenajaka, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1068