Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanasaveraverana: (saveravera) a : Fanasarirahana (ny akanjo), tsy fisampinana tsars ny lamba. tohiny
Fanasaviliana: (savily) a. : Fanakiviliviliana; fanolahana. tohiny
Fanasavily: (savily) a. : Fomba entina manasavily, manakivilivily. tohiny
Fanasavoana: (savoana) aa Fomba entina manasavoana, mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony. 1 p,…tohiny
Fanasavoanana: (savoana) a. Fandefasana hiakatra eny amin'ny habakabaka, fanipazana ambony. tohiny
Fanasavohana: (savoka) a : Fanasiana na fanosorana savoka. tohiny
Fanasavoka: (savoka) a : Fomba entina manasavoka, manisy na manosotra savoka. tohiny
Fanasavorovoro: (savorovoro) a. : Fomba entina manasavorovoro, manasaritaka, manasafotofoto. tohiny
Fanasavorovoroana: (savorovoro),a. : Fanasafitahana, fampisafotofotoana. tohiny
Fanasavovohana: (savovoka) a.: Fanaovana antontany tsy misy kitotony. tohiny
Fanasavovoka: (savovoka) a. Fomba entina manasavovoka, manao antontany tsy misy kitotony. tohiny
Fanasavovona: (savovona) a. Fomba entina manasavovona, mampiavosa. ?p,t. : Azo asavovona. tohiny
Fanasavovonana: (savovona) a: Fampifangaroana, fanavosana. tohiny
Fanasaziana: (sazy) a. : Fanomezana sazy. tohiny
Fanasazy: (sazy) a : Fomba entina manasazy. ? p, t : Azo sazina, mendrika hosazina. tohiny
Fanaselahana: (selaka) a. : Fanendahana isan'elakelany, fanasilahana. tohiny
Fanaselaka: (selaka) a. : Fomba entina manaselaka, manendaka isan' elakelany. tohiny
Fanaselarana: (selatra) a. : Fampandalovana zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona. tohiny
Fanaselatra: (selatra) a. : Fomba entina manaselatra, mainpandalo zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona.…tohiny
Fanasendahana: (sendaka) a. Fanendahana hoditra, lamba. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1207