Litera F
Fitazanana: (tazana) a.: Fijerena lavitra, fitsinjovana: Ohatra ny omby mandry eo afm voan'ny ahitra no fitazanana…tohiny
Fitazona: (tazona) a.: Fomba entina mitazona na mihazona mafy, mitana, tsy marne-la handeha na hiala. 1 p.t.:…tohiny
Fitazonana: (tazona) a.: Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nah000njy azy. - Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana…tohiny
Fitebitebena: (tebiteby) a.: Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny…tohiny
Fitebiteby: (tebiteby) a,: Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra…tohiny
Fitefahana: (tefaka) a.: Fipiahana, firefotana.
tohiny
Fitefintefenana: (tefintefina) a,: Fipentsompentsonana amin'ny fitsabahana amin'ny raharahan'ny sasany•
tohiny
Fitefintefina: (tefintefina) a.: Fomba entina mitefintefina, mipentsompentsona amin'ny fitsabahana amin'ny raharahan'ny…tohiny
Fitefohana: (tefoka) a.: Fipoahana; firefotana: Tsy raharahako ny fitefohan'ny basy fa mandroso ihany no fantatro.…tohiny
Fitehafana: (tehaka) a.: Fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Arahabao amin'ny fitehafana ny…tohiny
Fitehaka: (tehaka) a.: Fomba entina mitehaka, mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana. / p.t.:…tohiny
Fitehenana: (tehina) a.: Fanosehana lakana amin'ny tehindakana. 1 Fitondxana tehina. 1 Fiankinana: Rehefa mihinana…tohiny
Fitelemana: (telina) a: Fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny…tohiny