Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiseranana: (serana) a.: Fandalovana vetivety dia lasa; fandalovana tsy maharitra: Nohirain'ny poety maro ny fiseranan'ny…tohiny
Fisesehana: (sesika) a.: Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny…tohiny
Fisesena: (sesy) a.: Fifandimbiasana tsy misy fiatoana (ny teny hoe fisesy anefa no mazàna ampiasaina hilazana…tohiny
Fisesika: (sesika) a.: Fomba entina misesika, na miditra mirohotra an-keriny, mihinana manao be ambosika. tohiny
Fisesy: (sesy) a.: Toetran'ny zavatra misesy; fifandfmbiasan-javatra matetika tsY misy fiatoana: Tsy nahovitana…tohiny
Fisetaseta: (setaseta) a.: Fomba entina misetaseta, na mihetraketraka sy mianjonanjona tafahoatra. tohiny
Fisetasetana: (setaseta) a.: Fihetraketrahana sy fianjonanjonana tafahoatra. tohiny
Fisevosevo: na Fisevotsevoka (sevosevo, sevotsevoka) a.: Fomban'ny olona misevosevo na mLsevotsevoka, izany hoe…tohiny
Fisevosevoana: (sevosevo) a.: Fahamaimaizana, firotorotoana, fikorododoana. tohiny
Fisiahana: (siaka) a.: Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify;…tohiny
Fisiaka: (siaka) a.: Fomba entina misiaka, mamoaka feo kely mikiririoka amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny…tohiny
Fisiana: (isy) a.: Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasY,…tohiny
Fisiantsiana: (siantsiana) a.: Fomba entina misiantsiana, mihataka amin'ny lalana marina. tohiny
Fisiantsianana: (siantsiana) o.: Fiviliana amin'izay tokony ho izy, fihatahana amin'ny lalana marina. tohiny
Fisidina: (sidina) a.: Fomba entina misidina, miezaka miakatra haingana eny amin'ny habakabaka. tohiny
Fisidinana: (sidino) a.: Fiakarana eny amin'ny habakabaka: Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aroplanina teo…tohiny
Fisidiondiona: (sidiondiona) a.: Fomba entina misidiondiona, miriorio na mandeha mivezivezy foana mba handositra adidy.…tohiny
Fisidiondionana: (sidiondiona) a.: Firioriovana na fandehanana mivezivezy foana mba handositra adidy, hibolidy amin'ny…tohiny
Fisiforana: (sifotra) a.: Fangalarana zavatra madinidinika amim-pahakingana. tohiny
Fisifotra: (sifotra) a.: Fomba entina mangalatra amim-pahakingana. ? Mpangalatra kingalahY. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0847