Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fipizana: (Py) a.: Fikimpikimpian'ny maso. tohiny
Fipoahana: (poaka) a.: Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan'ny basinao. ~ Fahavakisana…tohiny
Fipoaka: (poaka) a.: Toetran' ny zavatra mipoaka. tohiny
Fipohana: (poka) a.: Fidonana, figonana, fikatrohana. tohiny
Fipoirana: (POitra) a.: Fisehoana avy ao anaty zavatra; fiposahana; fisehoana tampoka. tohiny
Fipoitra: (poitra) a.: Fomba entina mipoitra, toetran'ny zavatra mipoitra, izar.y hoe miseho avy ao anaty zavatra,…tohiny
Fipoka: (poka) a.: Fomban'ny zavatra mipoka, na midona, migona, mikatroka. tohiny
Fipolahana: (polaka) a.: Fiforetana, fifolahana. tohiny
Fipolaka: (polaka) a.: Fomban' ny zavatra mipolaka, na miforitra, mifolaka. tohiny
Fipololorana: (pololotra) o.: Fisavoanan'ny vovoka na setroka misesika hivoaka. tohiny
Fipololotra: (pololotra) a.: Toetran'ny zavatra mipololotra, izany hoe misavoana misesika hivoaka: Ny fipololotran'…tohiny
Fipongarana: (pongatra) a.: Fisehoana avy ao anaty,..: Ny fipongaran'ny uoa mitrimoka au), ao anaty tany. tohiny
Fipongatra: (pongatra) a.: Fomba entina miseho, toetran' ny zavatra miseho avy ao anaty... tohiny
Fiporaretana: a.: Fanaintainana noho ny mandalo. tohiny
Fiporetahana: (poretaka) a.: Fietrena, fipetrahana mivareraka amin'ny tany. tohiny
Fiporetaka: (poretaka) a.: Fomba entina miporetaka, izany hoe mipetraka mivareraka amin'ny tany, mietry. tohiny
Fiporetehana: (poretika) a.: Fifangaroana, fisafotofotoana, fiparitahana. tohiny
Fiporetika: (poretika) a.: Toetran'ny zavatra miporetika, izany hoe mifangaro, misefotofoto, miparitaka. tohiny
Fiporetra: Fiporedretra (POretra) a.: Ny loton'ny fahantrana fadiranovana. tohiny
Fiporetsika: (poretaika) a.: Toetran'ny zavatra be fotaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1071