Litera F
Fikizoana: (kizo) a.: Ny fahalatsahana anatin'ny fahantrana, ny fahalaniam-pananana. ? Ny fandehanana indray maka…tohiny
Fikoa: (koa) a,: Fomba na toetran'ny zavatra mikoa, izany hoe mianjera mikororosy, midaboka rehefa avy miendaka.…tohiny
Fikobabahana: (kobabaka) a.: Fimenomenonana sY fikoratabana noho ny fahavoazana; fahadodonana noho ny fitiavana na…tohiny
Fikobabaka: (kobabaka) a.: Fomba entina mikobabaka, izany hoe mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana.
tohiny
Fikobabana: (kobaba) a.: Fitenenana na fanaovana zavatra maika, mitabataba ary milravatravatra,
tohiny
Fikobahana: (kobaka) a,: Fihetsiketsehana ao anaty zavatra. ~ Fampidiran-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika…tohiny
Fikobaka: (kobaka) a.: Toetran' ny zavatra mikobaka, izany hoe mihetaiketsika ao anaty zavatra.
tohiny
Fikobana: (kobona) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mikobana, izany hoe mihetsika indray rehefa avy nandry rifla-mina…tohiny
Fikobanana: (kobana) a.: Fihetsehan'ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan'ny lamba sasana ao…tohiny
Fikobankobana: (kobankobana) a.: Toetran'ny zavatra mikobankobana, na mibontsina (akanjo) noho izy malalaka loatra.…tohiny
Fikobankobanana: (kobankobana) a.: Ny fibontsinan'ny akanjo malalaka tsy mifetaka amin'ny tena.
tohiny
Fikobonana: (kobona) a.: Fixakofana tanteraka ny tena manontolo ao anaty na ao ambany lamba.
tohiny
Fikodadahana: (kodada, kodadaka) a.: Fitenenana haingana mifangaroharo noho ny fihetseham-po mahery toy ny fahatairana.…tohiny
Fikodadaka: (kodada, kodadaka) a,: Fomban'ny olona mikodadaka, izany hoe mitenY haingana mifangaroharo no-ho ny…tohiny
Fikodedena: Fikodedehana (kodedy, kodedika) a.: Fitenenana haingana izay mile tsy ho fantatra fa mifangaroharo.…tohiny