Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikatsaka: (katsaka) a.: Fomba entina mikatsaka. ? p.t.: Azo katsahina. tohiny
Fikatsakatsahana: (katsaka) a.: Fandehandehanana etsl' sy er?, fivoivoizana, fihaodihaodiana, fisodisodiana, fisaodisaodiana.…tohiny
Fikatsakatsaka: (katsaka) a.: Fomba entina mlkatsakatsaka, na mandehandeha ets? sy erĀ§, mivoivoy. tohiny
Fikatsaoka: (katsaoka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikatsaoka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny…tohiny
Fikatso: (katso) a.: Fomba entina mampiady, mampisaraka ny mpifankatia, ma-nimba ny fihavanana. tohiny
Fikefona: (kefona) a.: Fomban'ny zaza mifo-delo. tohiny
Fikefonana: (kefona) a.: Fifohan-delo. tohiny
Fikehana: (kehana) a.: Fomba enti-mikehana, mikohaka malemy misesisesy. tohiny
Fikehankehanana: (kehana) a.: Fikohafana malemy misesisesy. tohiny
Fikehenana: (kehina) o.: Fitomanimaniana, fikonetahana, fikonainaihana. tohiny
Fikehina: (kehina) a.: Fomba entina mikehina, mitomanimany, mikonetaka. tohiny
Fikemakema: (kema) a.: Fomba fiditry ny molotra: Jereo ny fikemakeman'ny molotr' io Rafotsibe io. tohiny
Fikemakemana: (kema) a.: Fampidirana ny molotra any anatiny. tohiny
Fikemo: (kemo) a.: Fomba entina mikemo, na fomban'ny olona mikemo, izany hoe mihemotra miverina tsy mandroso.…tohiny
Fikemoana: (kemo) a.: Fihemorana, fionkonana, fikainkonana; fandavana; fivadihana ny teny natao. tohiny
Fikenakena: (kenakena) a,: Fomba entina mikenakena, izany hoe mitondra zavatra amim-pitandremana fatratra. tohiny
Fikenakenana: (kenakena) a.: Fitondrana amim-pitandremana fatratra: Entina amimpikenakenana ny atody sao vaky. ~ Fisehoana…tohiny
Fikendrena: (kendry) a,: Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren'ny papango ny akohokely. 1 Fikasana, fanampoizana:…tohiny
Fikendry: (kendry) a.: Fomba entina mikendry. ~ p.t.: A-zo kendrena. tohiny
Fikeninkenenana: (keninkenina) a.: Fisahanana raharaha madinidinika; fihodinkodinana amin'ny fanomanana izay hatao ka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0359