Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiantraika: (traika) a.: Fidbna amin-iavatra. tohiny
Fiantraikana: (traika) a,: Fiait). nana amin-iavatra. tohiny
Fiantrana: (antra) a.: Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra. 1 H.i.: Ny vola omena hanampiana…tohiny
Fiantrano: (trano) d.: Fomba entina miantrano, miditra an-tranon'olona. tohiny
Fiantranoana: (trano) a,: Fidirana ao an-tranon'olona. ? Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy…tohiny
Fiantsena: (tsena) a.: Fomba entina miantsena. tohiny
Fiantsenana: (tsena) a,: Fandehanana mankany an-tsena. tohiny
Fiantsoavaliana: (sooualy) a.: Fitaingenana soavaly. tohiny
Fiantsoavaly: (soaualy) a,: Fom ba entina mlantsoavaly, tohiny
Fiantsonan-dalamby: a,: Toerana fiianonan'ny lamasinina; gara. tohiny
Fiantsonana: (antsona) a.: Toerana fijanonan'ny fiara isankarazany: Fiantsonandoiom• by, fiantsonam-piaramanidina.…tohiny
Fiantsorohana: (antsoroka) a,: Fandraisana ho adidy, fiandraiketana. tohiny
Fiantsoroka: (antsoroka) a,: Fomba entina miantsoroka, izany hoe mandray ho adidy, miandraikitra. tohiny
Fiara: a.: Filanjana misy takoboka. g Zavatra fitondrana an-tanety na anaty rano. - t.i.f.: Fiarakaretsaka,…tohiny
Fiarahaba: (arahaba) a,: Fomba arahina rehefa miarahaba: Miala satroka no fiarahaban' ny tandrefana. tohiny
Fiarahabana: (arahaba) a.: Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-po m ba. tohiny
Fiarakaretsaka: a.: Anarana o-mena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin'ny tanàn-dehibe. tohiny
Fiarakodia: a.: Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin'ny maotera izay ampandehanina kosa amin'nY…tohiny
Fiaramanidina: a,: Karazana fi-ara entina maotera iray na maro mataniaka misidina eny amin'ny habakabaka. tohiny
Fiarambahoaka: a.: Anarana o-mena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàndehibe…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713