Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanorana: (torana) a.: Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny,…tohiny
Fanoranana: (orana) a.: Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy), tohiny
Fanoranana: (torana) a.: Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana…tohiny
Fanoranorana: (oranorana) a.: Fomba entina manoranorana, na mihinana mamosibosika sy manesokesoka. tohiny
Fanoranoranana: (oranorana) a.: Fihinanana mamosibosika sy manesokesoka. tohiny
Fanoratana: (soratra) a.: Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara it? zaza ity, fa eo amin'ny fanoratana no mbola…tohiny
Fanoratra: (soratra) a,: Fomba entina manoratra. tohiny
Fanorena: (sory) a.: Fanaovana izay hahasosotra. tohiny
Fanorenana: (orina) a.: Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsa boana. tohiny
Fanorihana: (tsorika) a.: Fikorianana manaraka ny rindrina na ny takolaka; fitsororohana. tohiny
Fanorika: (tsorika) a: Toetran' ny zavatra mikoriana: Ny fanoriky ny ranomasony nanaraka ny takolany no nampahonena…tohiny
Fanorina: (orina) a.: Fomba entina manorina, na manangana, maml)ijoro. tohiny
Fanorirana: (horirana) o.: Fomba entina manorirana, izany hoe mandry ka ny rirana no atao mitehika ny tany. tohiny
Fanoriranana: (horirana) a. :Fametrahana zavatra na fipetrahana na fandehanana na fijerena tsy manatrika fa misompirana.…tohiny
Fanorisorena: (sorisory) a : Fampahasosorana; fampahoriana. tohiny
Fanorisory: (sorisory) a.: Fomba entina manorisory, manao izay hahasosotra. tohiny
Fanoritana: (soritra) a.: Fanasiana tsipika atao fetra na fanavahana. tohiny
Fanoritra: (soritra) a.: Fomba entina manoritra, manisy tsipika mametra na manavaka. tohiny
Fanoro: a,: Zavamaniry fanao sesi-kidoro ny voniny ary fampandoavana ny raviny (Gomphocarpus Truc ticosus).…tohiny
Fanoro: (toro) o.: Fomba entina manoro, 1 p. t.: Azo atoro. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1313