Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanoloanana: (oloana) a.: Asa ataon'ny teny hoe manoloana; fanatrehana: Misy Ianjany iehibe ny fanoloanana arnin'ny…tohiny
Fanolokoloana: Fanakolokoloana (kolokolo) a.: Fikarakarana, fikajakajana, fanaovana izay hahasoa: Ankiniko aminao ny…tohiny
Fanolorana: (olotra) a.: Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran'ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho…tohiny
Fanolorana: (tolotra) a.: Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amimpanalana ny fanolorana ny boky…tohiny
Fanolotra: (tolotra) a.: Fomba entina manolotra: Samy hafa ny fanolotra voninkazo sy ny fanolotra sigara. ? p.t.:…tohiny
Fanolotra: a.: Fomba na toetran'ny zavatra manakaiky zavatra hafa. tohiny
Fanolotsolorana: (tsolotra) a.: Fandrosoana loatra ny tanana (rehefa milalao kanety); fandrosoana kely dia fampihemorana…tohiny
Fanomanana: (omana) a.: Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin'ny fanatanterahana zavatra iray. tohiny
Fanomba: (omba) a,: Fomba entina manomba, na misakobona amin'ny lamba na zavatra hala. tohiny
Fanombana: (omba) a.: Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra ha-fa, fiarovana amin'ny hatsiaka na…tohiny
Fanombana: (tombana) a.: Fomba entina manombana; toetran'ny orana manombana. tohiny
Fanombanana: (tombana) a,: Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo…tohiny
Fanombenana: (tombina) o.: Fametrahana zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsars. tohiny
Fanombihana: (ombika) a.: Fandidiana sombiny kely: Fanom bihan-kena. tohiny
Fanombika: (ombika) a.: Fomba entina manombika na mandidy sombiny kely. tohiny
Fanombina: (sombina) a.: Fomba entina manombina; maka sombiny na potiny na ilany kely. tohiny
Fanombinana: (sombina) a.: Fakana, fanalana ilany na sombiny na potiny kely. tohiny
Fanombo: na Fiombo (tombo) a.: Toetran'ny aretina mihamafy; fitombon'ny aretina. tohiny
Fanomboana: (tombo) a.: Fihamafisan'ny aretina. tohiny
Fanomboana: (hombo) a.: Fanasiana zarany: Fanomboana angody. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866