Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanasoniavana: (sonia) a, : Fanaovana, fanasiavana sonia. tohiny
Fanasosa: (sosa) a: Fomba entina manasosa, mampizotra tsara tsy misy manakantsakana. tohiny
Fanasosana: (sosa) a: Fandefasana zavatra handeha milamina sy haingana ary tsy misy manakantsakana na manelingelina.…tohiny
Fanasosorana: (sosotra) a. : Fanaovana izay hahasosotra. tohiny
Fanasosotra: (sosotra) a.: Fomba entina manasosotra. tohiny
Fanasotitihana: (sotitika) a. : Fandotoana. tohiny
Fanasotitika: (sotitika) ci. : Fomba entina manasotitika. ? Azo sotitihana. tohiny
Fanata: (Ski) a. : Saboran-kazandrano. tohiny
Fanatabariahana: (tabarioka) a. : Fanaparitadritahana et? sy er}', tohiny
Fanataboretahana: (taboretaka) a. : Fampipetrahana mi-bote taira. tohiny
Fanataboretaka: (taboretaka) a. : Fomba entina manataboretaka, mampipetraka mibotetaka. tohiny
Fanataboroahana: (taboroaka) a. : Fandoahana tanteraka, fanagorobahan. tohiny
Fanataboroaka: (taboroaka) a.: Fomba entina manataboroaka, mandoaka tanteraka, managorobaka. tohiny
Fanataborobahana: (toborobaka) a. : Fandoahana tanteraka, faninterahana, fanagorobahana. tohiny
Fanataborobaka: (taborobaka) a : Fomba entina manataborobaka, mandoaka maninteraka, managorobaka. tohiny
Fanatabotetahana: (tabotetaka) a : Fametrahana zavatra hibotetaka amin'ny fanambaniny. tohiny
Fanatabotetaka: (tabotetaka) a.: Fametrahana manatabotetaka, mampipetraka zavatra amin'ny fanambaniny. tohiny
Fanatadiana: (tady) a. : Famatorana amin'ny tady, tohiny
Fanatady: (tady) a. : Fomba entina manatady, mamatotra amin'ny tady. tohiny
Fanatafoahana: (tafoaka) a : Fampihoarana ny fefy; fampamorivoriana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0616