Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famisahana: (fisaka) a : Fanaovana izay hahafisaka. tohiny
Famisavisa: (visavisa) o, : Fomba entina mamisavisa, milaza na mitanisa tsirairay. ? P. t, : Azo visavisaina. tohiny
Famisavisana: (visauisa) a : Fitanisanisàna; filazalazana hatramin'izay antsipiriany madinika; famohafohazana ny lasa.…tohiny
Famita: (vita) a. : Fomba entina mamita. ?p,t. : Azo vitaina. tohiny
Famitahana: (fitaka) a. : Fandaingana, tsy filazana ny marina; fanambakana; hafetsena. tohiny
Famitana: (vita) a. : Fanatanterahana, fanatontosàna, fanaperana, fanaovana hatramin'ny farany, famaranana. tohiny
Famitrana: (vitrana) a. : Fomba entina mamitrana, ? p,t, : Azo avitrana. tohiny
Famitranana: (vitrana) a. : Fanjairana (zavatra roa mba hitambatra ho iray); fampirindràna (fihavanana). tohiny
Famitsahana: (fitsaka) a : Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin'ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin'ny…tohiny
Famitsiana: na Fanavitsiana (vitsy) a. : Fampihenana isa. tohiny
Famitsohana: (fitsoha) a. : Famelezana, fandaniana, fangalarana. 1 Fanaovana asa tsara, fatratra. tohiny
Famitsy: na Fanavitsy (uitsy) a. : Fomba entina manavitsY. tohiny
Famivitana: (vivitra) a. : Fandraisana amin' ny sisiny na a-min' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana;…tohiny
Famivitra: (vivitra) a. : Fomba entina mamivitra, mandray amin'ny sisinY na ilany kely. * p. t. : Azo vivitina.…tohiny
Famizana: (vizana) a. : Fomba entina mamizana. 1 p.t. : A-zo vizànina. tohiny
Famizanana: (vizana) a. : Fanasarana; fandrerahana. tohiny
Famizatana: (vizatra) a. : Fitenenana (olona) miriadriatra. tohiny
Famizatra: (vizatra) a. : Fomba entina mamizatra, mitenY (olona) miriadriatra. ? p. t. : A-zo vizatina. tohiny
Famizaviza: (oizauiza) a.: Fomba entina mamizaviza. ? p. t. : Azovizavizaina, tohiny
Famizavizana: (uizauiza) a.: Fanaovana tsinontsinona, famingavingàna. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013