Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiahiahy: (ahiahy) a: Fomba entinamiahiahy, ~ p.t.: Azo ahiahiaa. tohiny
Fiahiana: (ahy) a.: Fikarakarana, fitsndremana lehibe: Ho an'ny vehivaoy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony…tohiny
Fiahina: ifiaka) mt.ih, (fiaho): Tsakoina ka trohina ny ranony: Fiaho tsara ny fary. tohiny
Fiahona: (ahona) a.: Fijanonana, fisalasalana. tohiny
Fiahonana: (ahona) a,: Fijanonana, fia!oana, fisalasalana. tohiny
Fiahorana: (ahotra) a.: Fiatoana na fianonana kely alohan'ny hanao zavatra, fisalasalana. tohiny
Fiahotra: (aiotra) a.: Fomban' ny olona miahotra, izany hoe miato na mijanona kely alohan'nyhanao zavatra. tohiny
Fiahy: (ahy) a.: Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, miiandrina tsars. ~ p, t.: Tokony hahina, hokarakaraina…tohiny
Fiaika: (aika) a,: Fomba na toetran'ny zavatra mifanety na mikitroaa tsara. tohiny
Fiaiky: (aiky) a,: Fomba euh-na miaiky, izany hoe manaiky fa diso. tohiny
Fiaina: (aina) a.: Fomba entina miaina, na males fofon'aina izany na mitondra tena: Miadam-piaina ny marary.…tohiny
Fiainana: [aina] Fakana aina, fakana fofon'aina: Miadana ery ny fiainan'ity marary ity izany. 1 Fe-potoana eo…tohiny
Fiainga: (ainga) a,: Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina. •Fomban'ny zavatra miainga, mi•…tohiny
Fiaingana: (ainga) a.: Fisondrotana. ~ Fanombohana mandeha: Amin'ny 1 ora sy sasany ny fiaingdn'ny aroplanina mankany…tohiny
Fiainginaingenana: (ainginaingina) a,: Fiteronteronana, fipetrahana amin'ny toerana a-vo. tohiny
Fiainginaingina: (ainginaingina) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na olona miainginaingina, izany hoe miteronterona, mipetraka…tohiny
Fiaingitra: (aingitra) a.: Fomba entina miaingitra, izany hoe miseho ho sarotiny sy miavona, miangentsana. tohiny
Fiajokajohana: (ajokgioka) a.: Fiavonavonana miharo fanesoana. tohiny
Fiajokajoka: (ajokajoka) a.: Fomban'ny olona miajokajoka, izany hoe miavonavona sady maneso. tohiny
Fiakà: (aka) a.: Fody adala. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1095