Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fetsy: p.t.: Mahay, kinga eo amin'ny hevitra: Efa fetsy it9 zanako it? fa mahalala misaotra raha omena zauatra,…tohiny
Fety: (fr. fête) a : Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan'ny andro lehibe iray: Tao aloha,…tohiny
Fevrie: (fr. février), na Febroary (angl. februar) a.: Volana faharoa amin'ny taona araka ny fanisana andro…tohiny
Fezafeza: p.a.: Lava mahia, marotsaka. - t.i.f.: Mifezafeza, fifezafeza, mpifezafeza / ifezafezana, fifezafezana…tohiny
Fezahina: (fezaka) mt.ih. (fezaho): Ankahiazina, fisahina. tohiny
Fezaka: p.t.: Fisa-kibo noho ny hanoanana, mitsingozohozo fa noana. è Fezahina, afezaka / mifezaka, fifezaka,…tohiny
Fi-: Tovona fanaovana fototeny fahaxoa milaza fitaovaha: Firitsoka (ritsoka). ? Tovona mahatonga ho anaram-pomba…tohiny
Fia: a,: Gia, geja, gehy, fihina. 1 t.i.f. r Fiazana, voafia / ma-mis, famia, mpamia 1 amiszana, famiazana…tohiny
Fia: (Br) o.: Karazana marakely mainty mipentimpentina. tohiny
Fiabiliana: (abily) a,: Fiandevozana fanahy, fivarinana, tsy fitandroana ny hajan-tena. tohiny
Fiabily: (abily) a,: Fomban'ny olona miabily, izany hoe miandevo fanahy, tsy manaja tena, mivarina, mikororosy…tohiny
Fiaboabo: (aboabo) a.: Fiavoavo. tohiny
Fiaboaboana: (aboabo) a.: Fiaingaingana, fiambonimboniana. tohiny
Fiadaladalana: (adala) a.: Fanaovana kitoatoa, fanaovana an-kambo. tohiny
Fiadalana: (adala) a.: Fitiavana be loatra, fimatimatesana amin-javatra na amin'olona: Fiadalana amin'ny toaka.…tohiny
Fiadiana: (ady) a,: Fifanoherana. • Fitaovana entina misdy. tohiny
Fiadidiana: (adidy) a.: Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona it9 faritany ity, • Andraikitra, fiandraiketana:…tohiny
Fiadidy: (adidy) o.: Fifehy, fiandraikitra. tohiny
Fiadina: (ady) p.t.: Tia ady, mpiadiady foana: Fiadina izahay sy zoky, tohiny
Fiadokadohana: (adokadoka) a.: Fireharehana, fiedinedenana, fidihindihinana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1463