Litera F
Fanjohiana: (zohy) a.: Fanarahana, fombàna; fanenjehana, fanjokoana.
tohiny
Fanjoko: (joko) a.: Fomban'ny olona manjoko, miondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampahonena fa tsy tokony…tohiny
Fanjokoana: (joko) a.: Fiondrikondrehana sy fivokobokohana rehefa mandeha.
tohiny
Fanjola: (njola) a.: Fomba entina manjola; fomba na toetran'ny olona;nanjola, izany hoe mijery mihorirana ila…tohiny
Fanjolohana: (joloka) a,: Fampidirana, fanatsofohana ny loha na ny tanana amin'ny lavaka iray.
tohiny
Fanjoloka: (joloka) a.: Fomba entina manjoloka na mampiditra, manatsofoka amin'ny loaka iray ny loha na ny tanana.…tohiny
Fanjombona: (jombona) a.: Toetran'ny lanitra na ny tarehy manjombona, izany hoe malomaloka toa ho avy orana na malahelo.…tohiny
Fanjongiana: (jongy) a.: Fanasiana zaitra amin'ny sisindamba.
tohiny
Fanjongy: (jongy) a.: Fomba entina manjongy na manisy zaitra amin'ny sisfn-damba. ? p. t.: Azo asiana jongy. tohiny
Fanjoniana: (jony) a.: Fandosirana ny olona iasana na ny havana.
tohiny
Fanjonitra: (jonitra) a.: Fomba na toetran'ny olona manjonitra, mitoretra malahelo.
tohiny
Fanjonjonana: a.: Ody mba hahaizana mikendry zavatra tsara amin'ny bala, hahaizana mitifitra.
tohiny
Fanjono: (jono) a.: Fomba entina manjono. ? p. t.: Azo jonoina: Moa oe misy trondro tsy fanjono!
tohiny
Fanjonoana: (jono) a.: Fakana hazandrano amin'ny fintana. ? H.o,: Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan'ny…tohiny
Fanjopelaka: na Fanjopelana na ~anjopiaka (jopelaka, jopelana, jopiaka) a.: Famirapiratana mamono maso toa tsy azo…tohiny