Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanamborana: (sambotra) a. Fanenjehana (biby na vorona). tohiny
Fanambosiana: (ambosy) a. Famporisihana, fitaomana, fanangolena. tohiny
Fanambosy: (ambosy) o.: Fomba entina manambosy, marnporisika, mitaona, manangoly. • p,t. : Azo ambosina. tohiny
Fanambotra: (sambotra) a Fomba entina manambotra, misambotra. 1 p,t. : Azo samborina. tohiny
Fanamby: (tamby) a. : Fomba entina manamby, manakarama. ? Fanekena ifanaovan' olona roa na maro izay samy manana…tohiny
Fanamehana: (maika) a. : Fampanaovana (zavatra) olona haingana, fandodonana. tohiny
Fanamelohana: (meloka) a,: Filazana ho meloka araka ny didim-pitsarana; fanasaziana, sazy. tohiny
Fanameloka: (meloka) a, : Fomba entina manameloka, milaza ho meloka araka ny didim-pitsarana. ~ p,t, : Azo melohina.…tohiny
Fanamena: (mena) a. : Fomba entina manamena, mahatonga mena. tohiny
Fanamenana: (mena) a. : Fanaovana izay hahatonga me-na. tohiny
Fanamezahana: (mezaka) a Fampahanifisana, fanaovana izay hahatonga mezaka, manify. tohiny
Fanamezaka: (mezaka) a. Fampahanify. tohiny
Fanamiana: (amy) a : Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr'ilay mitondra azy ary fitondra amin'ny andro…tohiny
Fanamika: (tamika) o, : Fomban'ny rano manamika, mitsika, mivoaka kely dia kely avy ao anaty zavatra iray. tohiny
Fanamiramirana: (mirana) a, Fomba entina manamiramirana. tohiny
Fanamiramiranana: (mirana) a.: Fanaovana izaY hahafalifaly, tohiny
Fanamo: (Tsm) a. : Hazo be fofona sy misy poizina izaY fampiasa raha sendra ta hanapoizina ny trondro any anaty…tohiny
Fanamo: :jer. Famamo, tohiny
Fanamohafana: (mohaka) a. : Fanaovana izay hahatonga mohaka, bodaka. tohiny
Fanamohaka: (mohaka) a : Fomba entina manamohaka, mahatonga mohaka, bodaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0712