Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanalady: (halady) a. : Fomba entina manalady, miala tsiny rehefa mitsapa alahelo. 1 p. t,: Enti-milaza ny olona…tohiny
Fanalafaritra: a, : Ody tety. tohiny
Fanalahidy: a. : Tapa-by voavoatra aiditra ao amin'ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana…tohiny
Fanalakalahana: (halaha, halakalaka) a. : Fampisarahana; fampihatahana, fanasiana elanelana. tohiny
Fanalakalaka: (halaka, halakalaka) a. : Fomba ampisarahana, ampihatahana. tohiny
Fanalalahana: (lalaka) o. : Fanabeazana sakana, velarana : Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny…tohiny
Fanalalahy: a. : Ody mahatonga ny lehilahy tsy tia hiherika vehivavy. tohiny
Fanalalaka: (lalaka) a. : Fomba entina manalalaka, manabe sakana, manalehibe, manita-Pa. tohiny
Fanalalana: (alalana) a. : Fomba entina manalalana, manelanelana. tohiny
Fanalalanana: (alalana) a. : Fanelanelanana : Tamin'ny fanalalanany no uita ny fanekem-pihauanana. tohiny
Fanalamiady: a. : Loko na tsipika miloko mampisaraka tokotanin-doko roa samy hafa. tohiny
Fanalamote: (Ski) a. : Voronkely maintimainty izay manidintsidina tsy an-kijanona mandritra ny antoandro. tohiny
Fanalampiery: na Fangalam-piery a. : Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady…tohiny
Fanalana: (ala) a. : Fanesorana : Tsy nankasitrahan'ny olona ny fanalana ilay mpampianatra. tohiny
Fanalana: na Fangalana a. : Fanesorana isa iray amin'ny isa lehibe noho izy : Efa mahay fanalana (na fangalana)…tohiny
Fanalanalana: (alanalana) a. : Fomba entina manalanalana, mametraka tsy homba ny atsy na ny aroa. tohiny
Fanalanalanana: (alanalana) a : Fametrahana (olona) tsy homba na iza na iza fa mijanona amin' izao fotsiny. tohiny
Fanalangalana: (halangalana) a : Fomba entina manalangalana, mampisaraka, mainpihataka tsy ho tratran'ny loza. ~ P.t.…tohiny
Fanalangalanana: (halangalana) , a. : Fampisarahana (toerana), fampihatahana, fanalavirana tsy ho voan'ny loza. tohiny
Fanalasala: (salasala) a. : Toetran'ny zavatra manalasala; fomba entina manalasala. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0949