Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsingedana: (taingedana) a.: Toetran'ny olona mitsingedana, izany hoe mandry mivalampatra, mitsotra toy ny amalo-maty.…tohiny
Fitsingedanana: (tsingedana)a.:Fandriana mivalampatra, fitsorana toy ny amalo-maty; fitsorana mivalandotra. tohiny
Fitsingerenana: (tsingerina) a,: Fiherenan'ny andro anankiray isan-taona: Niantso ny namany Rakoto tamin'ny fitsingerenan'ny…tohiny
Fitsingerina: (tsingerina) a.: Toetran'ny zavatra mitsingerina, izany hoe miverina ara-ka ny fihodinan'ny andro amin'ny…tohiny
Fitsingevenana: (tsingevina) a.: Fisaviliviliana, fikipilipilizana. tohiny
Fitsingevina: (tsingevina) a.: Toetran'ny zavatra mitsingevina, izany hoe mikivilivily, misavilivily, na mikiraviravy,…tohiny
Fitsingilahila: (tsingilahila) a.: Toetran'ny zavatra mitsingilahila, izany hoe mirondrona na mivembena fa tsy marin-toerana…tohiny
Fitsingilahilana: (tsingilahila) a.: Tsy fitoerana miarina tsara fa mihilana atsy mihilana aroa. tohiny
Fitsingina: (tsingina) a.: Fomba entina mitsingina, izany hoe mandray (zavatra) amin'ny loha rantsana. tohiny
Fitsinginana: (tsingina) a.: Fandraisana (zavatra) amin'ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy…tohiny
Fitsingoana: (tsingoana) a. :Toetran'ny zavatra mitsingoana, izany hoe mirona na miraika izaitsizy ka ny ambany lasa…tohiny
Fitsingolohana: (tsingoloka) a.: Firdnana ka ny loha no atao ambany; fitadiavana hanambaka, an-kafetsena; filàna vaniny…tohiny
Fitsingoloka: (tsingoloka) a.: Toetra na fomban'ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa…tohiny
Fitsingozahoza: (tsingozahoza) a.: Toetran'ny olona mitsingozahoza, izany hoe reraka tsy afaka mandeha mijoro tsara.…tohiny
Fitsingozahozana: (tsingozahoza) a.: Faharerahana tsy ahafahana mandeha miioro tsara; fihozangozanana; fangozohozoana.…tohiny
Fitsininganingana: (tsininganingana) a,: Toetran'ny olona mitsininganingana, izany hoe mihindrahindra, mipelipelika, mihavatravatra,…tohiny
Fitsininganinganana: (tsininganingana) a.: Fipelipelehana, fihindrahindrana, fihavatravarana, fihefikefehana. tohiny
Fitsinjahana: (tsinjaka) a,: Fandihizana mitsambikimbikina; fihinjakinjahana. tohiny
Fitsinjaka: (tsinjaka) a.: Fomba entina mitsinjaka, izany hoe mandihy mitsambikimbikina. tohiny
Fitsinjara: (tsinjara)a.: Toetran' ny zavatra mitsinjara, izany hoe mizarazara ho tokony kely maromaro fa tsy ambongadiny.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076