Litera F
Firavahana: (rayoka) a.: Fihaingoana.
tohiny
Firavaka: (ravaka) a.: Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly,…tohiny
Firaveravezana: (raviravy) a.: Fihantonana, fikiramboramboana.
tohiny
Firaviravy: (raviravy) a.: Toetran'ny zavatra miraviravy, mihantona, mikiramborambo.
tohiny
Firavitana: (ravitm) a.: Fitambarana. / H.o.: Firaiketampo amin'olona iray.
tohiny
Firavonana: (ravonana) a.: Fitoviana tantana, filamahana, fitoviana.
tohiny
Firavoravo: (ravoravo) a.: Fomba entina miravoravo.
tohiny
Firavoravoana: (ravoravo) a.: Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana.
tohiny
Firazanana: (razana) a.: Foko niaviana: lnona no firazananareo?
tohiny
Firazorazo: (razorazo) a.: Fikiraviravy.
tohiny
Firazorazoana: (razorazo) a.: Fikiravixavezana.
tohiny
Firebahana: (rebaka) a.: Fiedinedinanaamin'ny akanjo malalaka sy mirefarefa.
tohiny
Firebaka: (rebaka) a.: Fomba entina mirebaka, miedinedina amin'ny akanjo malalaka sy mirefarefa.
tohiny
Firebareba: (rebareba) a.: Toetran'ny zavatra mitaritarika; fomba entina mirebareba.
tohiny
Firebarebana: (rebareba) a.: Fitaritarihan'ny akanjo amin' ny tany; fitondrana akanjo lava mitaritarika.
tohiny
Firebehana: (rebika) a.: Fandihizan-kafaliana misy tsinjaka.
tohiny