Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiongana: (ongana) a.: Fomba entina miongana, fomban'ny zavatra miongana, izany hoe miaulera ambony ambany. tohiny
Fionganana: (ongana) a.: Fianjerana ambony ambany, halavoana, fietrena, filetsena: Nampitolagaga ny olono rehetra…tohiny
Fiongotra: (ongotra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miongotra, miala hatramin'ny fakany. tohiny
Fionjinonjenana: (onjina) a.: Fidoladolana am-pamindrana somary miaingitra. tohiny
Fionjinonjina: (onjina) a.: Fomban'ny olona mionjinonjina, na midoladola somary miaingitra raha mamindra. tohiny
Fionkenana: (onkina) a.: Fikainkonana, fihoronana, fiforetana, fivonkenana. tohiny
Fionkina: (onkina) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mionkina, na mikainkona, miforitra. tohiny
Fionona: (onona) a,: Toetran' ny olona mionona, izany boa manaiky izay mihatra. tohiny
Fiononana: (onona) a,: Fitonena; fanekena ny anjara ka mandefitra izay mihatra. tohiny
Fiontana: (ontana) a.: Toetran' ny olona miontana, izany hoe mihendratra, mientampo tampoka. tohiny
Fiontanana: (ontana) a.: Fihendratana, fientanana, fahatairam-po tampoka. tohiny
Fiorana: (otra) a.: Fisafoana miaraka amin'ny fanindriana amin'ny tanna mba hampitsotsotra ny hozatra amin' ny…tohiny
Fiorenana: (orina) a.: Fitsatohana, fitsanganana, fijoroana. tohiny
Fioretana: (oritro) a.: Fiforetana, fipitsohana. tohiny
Fioriana: (ory) a,: Alahelo, fahantrana. tohiny
Fiorihana: (orika) o.: Fiakarana any amin'ny toerana iavian' ny rano amin'ny renirano na ny ony (mifanohitra amin'…tohiny
Fiorika: (orika) a.: Fomba entina miorika, izany hoe miakatra any amin'ny toerana iavian'ny rano amin'ny renirano…tohiny
Fiorina: (orina) a.: Fomba, toetran'ny zavatra miorina, mitsangana, mijoro. tohiny
Fioritra: (oritro) a.: Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny zamba no mahatonga…tohiny
Fiory: (ory) a.: Toetran'izay malahelo, mijaly. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0724