Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikabariana: (kabary) a.: Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso. 1 Fibedibedena:…tohiny
Fikabary: (kabary) a.: Fomba entina mikabary. tohiny
Fikabedena: na Fikabedesana (kabedy) a.: Fitenenana dridralava mananatra na manakiana. tohiny
Fikabedy: (kabedy) a.: Fomba entina mikabedy, izany hoe miteny dridralava mananatra na manakiana. tohiny
Fikaforo: (kaforo) a,: Fahantrana fadiranovana. tohiny
Fikaforoana: (kaforo) a.: Fahantrana; tsy fahalalana menatra. tohiny
Fikahankahana: (kahankahana) a.: Fomba entina mikahankahana, izany hoe miantso amim-peo mimonomonona na manda an'avona.…tohiny
Fikahankahanana: (kahankahana) a.: Fiantsoana amim-peo mimonomonona; fandavana an'avona, fanesoana. tohiny
Fikahonkahona: (kahonkahona) a.: Fomban'ny olona mikahonkahona, izany hoe mitomany lavareny. tohiny
Fikahonkahonana: (kahonkahona) a.: Fitomaniana lavareny; finaonaonana (saka). tohiny
Fikaihana: (kaika) a.: Fitolokoana, fitarainana. tohiny
Fikaika: (kaika) a.: Fitoloko, fitarainana. tohiny
Fikaika: (kaika) a.: Fiantso: Fikaik'olona noana ny anao izany! tohiny
Fikaikaihana: (kaika) a.: Fitomaniana, fitolokoana; fimonomonoana. tohiny
Fikaikaika: (kaika) a.: Fomba entina mikaikaika, na mijafajafa. tohiny
Fikainkona: (kainkona) a.: Fifintina, fiketrona. tohiny
Fikainkonana: (kainkona) a.: Flfintinana, fiketronana, fivonkonana. tohiny
Fikajakaja: (kajakaja) a.: Fomba entina mikajakaja, na mikarakara, manolokolo, tohiny
Fikajakajana: (kajakaja) a.: Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana: Ny fikajakajanareo ny biby sy…tohiny
Fikajiana: (hajy) a.: Fitandremana, fikolokoloana, fikaliana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1303