Litera F
Fijokaikena: (jokaiky) a.: Fifintinana na famitsahana tsy mfhetsika ary manjonitra toa malaheloFijokaiky (jokaiky)…tohiny
Fijokajoka: (jokajoka) a.: Tsanganana, halavana, hatsarambika: Fijokajokan'izay hazo ilay kininina ao avara-tranonareo!…tohiny
Fijoko: (joko) a.: Fomba entina mijoko, izany boa manatona olona na biby avy aoriana mba hisambotra azy; na…tohiny
Fijokoana: (joko) a.: Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko m'y…tohiny
Fijolohana: (joloka) a.: Fidirana, fitsofohana.
tohiny
Fijolonjolona: (jolonfolona) a.: Fomba entina mijolonjolona, izany hoe miditra, misosososo tsy mahazo lalana akory,…tohiny
Fijolonjolonana: (folonjolona) a.: Fidirana, fisosososoana tsy mahazo lalana.
tohiny
Fijomojomo: (jomo) a.: Fomba entina miteny na manao zavatra an-tsokosoko, mangingina; fomba entina manangoly.
tohiny
Fijomojomoana: (jomo) a.: Fitenenana na fanaovana zavatra an-tsokosoko, mangingina; fanangolena, fitarihana.
tohiny
Fijonjona: (jonjona) a.: Fomba entina mijonjona, izany hoe mandeha mahitsy hatrany tsy miherikerika, na tsy miresaka…tohiny
Fijonjonana: (joniona) a.: Fandehanana mahitsy hatrany tsy miherikerika, tsY miresaka toa olo-miavona.
tohiny
Fijononohana: (jononoka) a.: Filatsahan'ny orana.
tohiny
Fijononoka: (jononoka) a.: Filataaky ny orana.
tohiny