Litera F
Fanemporana: (sempotra) a.: Fanaovana izay hahasempotra; fandentehana ao anaty fahasahiranana.
tohiny
Fanempotra: (sempotra) a,: Fomba entina manempotra, mahatonga tsy avy miaina.
tohiny
Fanenahena: (henahena) a.: Fomba entina manenahena, mitana, mitazona amin-kiry.
tohiny
Fanenahenana: (henahena) a: Fitanana, fitazonana aminkiry.
tohiny
Fanendrasendra: (sendrasendra) a.: Fomba entina manendrasendra, maminavina ara-keviny.
tohiny
Fanendrasendrana: (sendrasendra) a.: Faminavinana axakevfny; fametrahana akoholahy eo anoloan'ny akoholahy iray hala mba…tohiny
Fanendrehana: (endrika) a.: Fandravahana, fampihaingoana.
tohiny
Fanendrikendrehana: (endrikendrika) a: Filazana ho nataon'ny hala ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana.…tohiny
Fanendro: (tendro) a.: Fomba entina manendro, mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao fitondrantena…tohiny
Fanenenana: (nenina) a.: Alahelo ao am-po noho ny ratsy natao, omban'ny fikasana tsy hanao intsony amin'ny ho avy.…tohiny
Fanenerana: (tenitra) a.: Fanesoana, fanebahana.
tohiny
Faneninkenenana: (keninkenina) a.: Fandaminana, fampirimana.
tohiny
Faneninkenina: (heninkenina) a.: Fomba entina maneninkenina, mampirimpirina na mandamindamina. • p. t,: A-zo alamina,…tohiny
Fanenitra: na Takolapanenitra a.: Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy fi-Io…tohiny
Fanenjana: (henjana) a.: Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana. ~ p. k: Azo henjanina.
tohiny
Fanenjanana: (henjana) a.: Ffsintonana mba ho henjana, faninjirana: Fanenjanana tady. / Fonenjanon-tsandry, 1 H,o,:…tohiny