Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsananaka: (tsananaka) a,: Toetran'ny zavatra mitsana-, naka, izany hoe miempo, mitsonika. tohiny
Fitsangana: (tsangana) a.: Fomba entina mitsangana, mijoro: Mitsangdna tsara fa tsy toy izao no fitsangana eo anoloan'ny…tohiny
Fitsanganana: (tsangana) a.: Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa…tohiny
Fitsangantsanganana: (tsangana) a.: Fandehandehanana ats? sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly.…tohiny
Fitsantsanana: (tsantsana) a.: Fanenoana mikarantsana:Ny fitsantsanan'ny kipantsona.l Famailaham-bava izay sady mikarantsana…tohiny
Fitsaohana: (tsaoka) a.: Fiondrehan'ny loha sy fanantazan-tanana ho maxi-panaiana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohan…tohiny
Fitsaoka: (tsaoka) a.: Fomba entina mitsaoka, izany hoe miondrika ambany sy mananty tanana ho mari-panajana. ?P.t.:…tohiny
Fitsaontsaona: (tsaontsaona) a.: Fomban'ny vava mitsaontsaona, izany hoe miteniteny tsy misy kitotony, miteniteny teny…tohiny
Fitsaontsaonana: (tsaontsaona) a.: Fitenitenenana teny tsy voahevitra. tohiny
Fitsapa: (tsapa) a.: Fomba entina mitsap a na mikasika amin' ny tanana. 1 p.t.: Azo tsapaina. tohiny
Fitsapahana: (tsopaka) a.: Fidirana ao amin'ny zavatra iray tsy misy manohina: TsY nampoiziny akory ity fitsapahany…tohiny
Fitsapaka: (tsapaka) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitsapaka, izany hoe miditra na milentika ao anaty zavatra…tohiny
Fitsapana: (tsapa) a.: Fikasihana amin'ny tanana: NY fitsapana no ahalalan'ny olombelona ny momba ny hamafy na…tohiny
Fitsara: (tsara) a.: Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny…tohiny
Fitsara-mizana: na Lahi-mizana a.: Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan'ny lanja, rehefa ny eo…tohiny
Fitsaraingona: (tsaraingona) a.: Fomba entina mitsaraingona, izany hoe misalovana na misosoka eo anoloan'olona na manapaka…tohiny
Fitsaraingonana: (tsaraingona) a.: Fisalovanana na fisosohana eo anoloan'olona. • Fanapahana tenin'olona, fitsatsaingohana.…tohiny
Fitsarana: (tsara) a.: Asan'ny saina manavaka ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fandanjalanjana ny mety…tohiny
Fitsarapahana: (tsarapaka) a.: Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika:…tohiny
Fitsarapaka: (tsarapaka) a.: Toetran'ny olona mitsarapaka, izany hoe mianjera na mibolisatra tampoka ao anatY lavaka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0345