Litera F
Firamaramana: (ramarama) a.: Fahatongavana misosososo; fihaingoana fatratra.
tohiny
Firamatana: (ramatra) a.: Fihaingoana fatratra.
tohiny
Firamboana: (rambo) a.: Fisiana rambo na tovana mirefarefa amin'ny lamba fitafiana.
tohiny
Firambotra: a.: Vy na hazo atsatoka amin'ny tany hanenlana sy hitana lay.
tohiny
Firamondramona: (ramondramona) a.: Fomba entina miramondramona, mitsako eo am-pingonongononana.
tohiny
Firamondramonana: (ramondramona) a.: Fitsakoana eo am-pingonongononana.
tohiny
Firana: (f itra) mt. ih. (firo):Fafana, esorina amin'ny vorodamba, taratasy.., ny diky: Firo io zozo / Tokony…tohiny
Firandrana: (mndrana) a,: Fomba entina mirandrana.
tohiny
Firandranana: (randrana) a.: Fanarahana ny fomban-drandrana.
tohiny
Firanga: (ranga) a.: Toetran' ny zavatra (sofina, maso...) miranga, izany hoe mitsangana noho ny fahatairana.…tohiny
Firangitana: (rangitra) a.: Ny mason'ny zava-maranitra mitsilotsilo.
tohiny
Firangitra: (rangitra) a.: Toetran'ny zavatra mirangitra, mitsilotsilo.
tohiny
Firangorango: (rangorango) a.: Toetran'ny olona lava mahia; fomba entina mirangorango.
tohiny
Firangorangoana: (rangorango) a.: Fihinanana tsy miatoato amim-pahalianana tanteraka.
tohiny
Firanirany: (ranirany) a.: Toetran'ny zavatra miranirany.
tohiny