Litera F
Filonjo: (lonjo) a.: Fomba entina milonjo, izany hoe mitondra enta-mavesatra samy irery, mitondra ny mafy tsy…tohiny
Filonjoana: (lonjo) a.: Fitondrana enta-mavesatra samy irery; fitondrana ny mafy tsy misy mpanamPY.
tohiny
Filopilopiana: (lopilopy) a.: Fipipizan'ny maso, fipendrampendran'ny hazavana.
tohiny
Filopilopy: (lopilopy) a.: Toetran'ny hazavana milopilopy, na mipendrampendrana.
tohiny
Filotahana: (lotaka) a.: Fisehoana ho malemy mifotetaka, efa mohaka,
tohiny
Filozofia: a.: Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain'ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina…tohiny
Filozohana: (lozoka) a,: Filofosana amin'izay atao, fiezahana amin'ny fianarana.
tohiny
Filozoka: (lozoka) a.: Fomba entina milozoka, milofo amin'izay atao, miezaka amin'ny fianarana.
tohiny
Filozorana: (bozotra) a.: Fikikirana amin'ny asa iray nefa tsisy vokanY.
tohiny
Filozotra: (lozotra) a.: Fomba entina milozotra, izany hoe mikikitra amin'ny asa iray, nefa tsy misy vokany.
tohiny
Fimalo: (malo) a.: Fomban'ny olona mimalo, izany hoe matahotra tsy sahy mandroso na manao zavatra iray.
tohiny
Fimamamama: (mamama) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mimamamama, mamoaka feo mafy.
tohiny
Fimamamamana: (mamama) a.: Famoahana feo mafy, mifofofofo, mimaona.
tohiny
Fimamo: (mamo) a,: Fomba entlna mimamo, misotro zava-pisotro mahatonga very saina sy mirediredy.
tohiny