Litera F
Fihofokofohana: (hofokofoka) a.: Fihetsiketsehana.
tohiny
Fihofokofoka: (hofokofoka) a.: Fihetsiketsika, toetran'ny olona na zavatra mihetsiketsika.
tohiny
Fihogahoga: (hogahoga) a.: Fomba entina miantsoantso tsy misy antony, mihogahoga.
tohiny
Fihogahogana: (hogahoga) a.: Fiantsoantsoana tsy misy antony.
tohiny
Fihogo: (hogo) a,: Fitaovana misy kinifinifiny, izay matetika vita amin'ny taolana na kanikanin-kena, entina…tohiny
Fihohazana: (hoha) a.: Fihadiana amin'ny hoho; faniongarana zavatra avy any anaty tany; fitadiavana hahalala.
tohiny
Fihohofana: (hohoka) a,: Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan'ny uilany no tsy nilelafan'ny…tohiny
Fihohoka: (hohoka) a.: Fomba entina mihohoka, toetran'ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany…tohiny
Fiholairana: (holaitra) a.: Fisompiranana kely fa tsy mahitsy; fipitsohana.
tohiny
Fiholaitra: (holaitra) a.: Toetran'ny zavatra miholaitra, na misompirana kely fa tsy mahitsy na mipitsoka.
tohiny
Fiholantrolana: (holantrolana) a.: Fomba entina miholantrolana, na miseho ho saxotsarotiny.
tohiny
Fiholantrolanana: (holantrolana) a.: Fisehoana ho sarotsarotiny.
tohiny
Fihomaranantsody: (homaranantsody) a.: Toetran'ny olona homaranantsody, izany hoe mivaloariky ny harerahana.
tohiny