Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihampitra: (hampitra) a.: Fomba fivelomana homana ny an'ny olona, fomba fanaovana parasy homana. tohiny
Fihanahana: (hanaka) a.: Fiparitahana. tohiny
Fihanaka: (hanaka) a. : Fomban' ny rano na menaka mihanaka, izany hoe mihahaka eran' ny toerana manodidina. tohiny
Fihanàna: (hana) a.: Fipetrahan' (ny vola) hiterahany zana-bola. tohiny
Fihanankanana: (hanankanana) a.: Fitsinkafona, fiempo, tohiny
Fihandrina: (handrina) a.: Fiankina, fiorina, fipetraka. tohiny
Fihandrinana: (handrina) a,: Fiankinana, fipetrahana, fiorenana amin'ny...: Amin'ny hamendrehanao no fihandrinan'ny…tohiny
Fihandrohandro: (handrohandro) a.: Enti-milaza ny andro manjombona. tohiny
Fihandrohandroana: (handrohandro) a.: Ny fitrahotrahon' ny orana. tohiny
Fihandrona: (handrona) a.: Toetran'ny zavatra, indrindra ny rano, mihandrona, izany hoe mitoby amin'ny toerana iray.…tohiny
Fihandronana: (handrona) a.: Fitobian'ny rano amin'ny toerana iray; tsy fiterahan' ny vola apetraka; fatoritorian-draharaha.…tohiny
Fihanjahana: (hanjaka) a.: Fiboridanana, fitanjahan. tohiny
Fihanjahanja: (hanjahanja) a.: Fomba entina mihanjahanja, izany hoe mandeha tsy mi-tondra lamba na akanjo handrakofana…tohiny
Fihanjahanjana: (hanjahanja) a.: Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana. ?…tohiny
Fihanta: (hanta) a.: Fomba entina mihanta, na mangataka mafy amim-pitalahoana fa matoky fitiavana. tohiny
Fihantahantana: (hantahanta) a.: Olona ihantahantana matetika. tohiny
Fihantana: (hata) a.: Fangatahana mafy aoka izany; fiangaviana amim-pitalahoana fa matoky fitiavana. tohiny
Fihantona: (hantona) a.: Fomba fikiraviravezana, fomban' ny zavatra mihantona: Mahatsikaiky ny fihanton'io sary…tohiny
Fihantonana: (hantona) a.: Fikiraviravezana, fikirazorazoana: Fihantonan-damba. tohiny
Fihantsiana: (hantsy) a.: Fihaikana, fitadiavana hifaninana, hiady, hifampitana amin'ny tena. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0938