Litera F
Fieferana: (efitra) a.: Zavatra atao manelanelana na mana-. pisaraka: Volotsangana no fieferan'ny efitranonay roa…tohiny
Fiefokefohana: (efokefoka) a,; Fisafoahan-katezerana miharo avona.
tohiny
Fiefonefonana: (efonefona) o.: Hasempotsemporana noho ny hatezerana.
tohiny
Fielakelahana: (elakelaka) a.: Fizarazarana na fisilatsilahana fisaka.
tohiny
Fielakelaka: (elakelaka) a.: Toetran'ny zavatra mielakelaka, izany hoe misilaka na mizarazara fisaka sy manify. tohiny
Fielanelanana: (elanelana) a,: Fijoroana ho mpanelanelana.
tohiny
Fielezana: (ely) a.: Fiparitahana. - F.-p,: Zanaka am-pielexaa na: enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana…tohiny
Fiendrinendrena: (endrina) a.: Hadalana, fidonàna, fitaraiky.
tohiny
Fientanana: (entana) a.: Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan'ny fo.
tohiny
Fierena: (ery) a.: Fiafenana,fisitrihana amin'ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena.
tohiny
Fierenana: (erina) a,: Fitadiavana hahazo bebe kokoa no-ho izay aniara efa azo na no-mena ny tena: Fierenam-pitia.…tohiny
Fierinerenana: (erinerina) a.: Fipetrahana na fihaminkaminana eo amin'ny toerana avo na ao afovoan'ny...
tohiny
Fieritreretana: (eritreritra) a.: Fiasan'ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao,…tohiny