Litera F
Fefy: a.: Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika…tohiny
Fehezan-dalàna: a.: Fitambaran'ny didy maromaro iray tarika.
tohiny
Fehezana: (fehy) a.: Zavamaniry miaraka amin'ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo. ¶ M.h.: Amboara.…tohiny
Fehezanteny: a.: Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara…tohiny
Fehezina: (fehy) mt.ih. (fehezo): Fatorana: Fehezo tsara ny kitay sao latsaka. f• Entina, didiana: Nofehezin'ny…tohiny
Fehilefitra: a.: Ny vona atao amin'ny karavato.
tohiny
Fehiloha: a.: Tapa-damba lava-lava ahodidina ny loha mba hamihina ny volo. •Karazankaingo atao manodidina ny loha.…tohiny
Fehim-pihavanana: na hoe koa Fehim-ponenana a.: Fifamatoran'ny olona ixaY fianakaviana na iray fileovana na mifankatia…tohiny
Fehin-teny: a.: Teny fohifohy atao famaranana no sady f amintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana.…tohiny
Fehintenda: na Fehitenda a,: Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tends,…tohiny
Fehitratra: a.: Aretina misy fihandronan-dra ao amin'ny havokavoka.
tohiny
Fehivava: a.: Anja-koditra kely amehezana ny vavan'ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany fo olika io fa…tohiny
Fehivavany: a.: Fanekena mahazo mifamerina amin'ny varotra: Varotro misy fehivavany (mifanohitra amin'ny varo-tsy…tohiny
Fehizoro: a.: Vato fanorenana alatsaka alohan'ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra.
tohiny