Litera F
Fanondrokondrohana: (ondrokondroka) a.: Fihantsiana fandranitana ny filan'ny no-fo amin'ny fihetsika jefijefy.
tohiny
Fanondrokondroka: (ondrokondroka) a.: Fomba fihantsiana fandranitana ny filan' ny nofo amin'ny fihetsika jefijefy.
tohiny
Fanondrotana: (sondrotra) a.: Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano, / Fanondrotana karama.
tohiny
Fanondrotra: (sondrotra) a.: Fomba entina manondrotra. ? p.t.: Azo asondrotra.
tohiny
Fanonena: (tony) o.: Fanaketrahana; fampiononana: A-sain'ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra…tohiny
Fanonerana: (onitra) a.: Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr'olona narianao.…tohiny
Fanongahana: (ongaka) a: Fanesorana, fipaohana, fitondrana (zavatra maso).
tohiny
Fanongaka: (ongaka) a.: Fomba entina manongaka, izany hoe manala, manesotra, mipaoka, mitondra zavatra betsaka.…tohiny
Fanongana: (ongana) a.: Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra.…tohiny
Fanonganana: (ongana) a.: Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin'ny toerana…tohiny
Fanongika: (tongika) a.: Fomba entina manongika, izany hoe mitohy zavatra. 1 p.t.: Azo atongika.
tohiny
Fanongilana: (tongilana) at Fomba entina manongilana, izany hoe mametraka tsy miarina marina tsara.
tohiny
Fanongilanana: (tongilana) a.: Fampironana, fampiraikana, fametrahana tsy miarina marina tsara: Fanongilanan-tsofina.…tohiny
Fanongoana: (tsongo) a.: Fane-o rena amin'ny hohon-tanana roa.
tohiny
Fanongoavana: (tongoa) a.: Fanavosana, fanavovonana, fanampiana,
tohiny
Fanongonana: (songona) a.: Fihoarana ny hafa amin'ny fffaninanana: Ho nahazo ooalohany ny soaoaliko raha tsy ny fanongonan'ny…tohiny