Litera F
Firondrarondra: (rondrarondra) a.: Toetran'ny zavatra mirondrarondra, mirazorazo.
tohiny
Firondrorondro: (rondrorondro) a.: Toetran'ny zavatra indrindra ny tarehy mirondrorondro, izany hoe mivindimbindina,…tohiny
Firongatana: (rongatra) ci.: Fisehoana indray miaraka.
tohiny
Firongirongiana: (rongirongy) a,: Di-doha, fikiribibiana.
tohiny
Firongirongy: (rongirongy) a.: Fomba entina mirongirongy, toetran'ny olona mirongirongy, izany hoe be di-doha, mikiribiby.…tohiny
Firongo: (rongo) a.: Toetran' ny lamba mirongo, izany hoe misy haingo amin'ny sisiny na amin'ny lohany.
tohiny
Firongoana: (rongoana) a.: Haingo amin'ny sisin-damba na amin'ny lohany roa.
tohiny
Firongotana: (rongotana) a.: Fitondrana zavajavatra ma-ro izay mampananosarotra ny tena; fitondrana ankizy kely maro…tohiny
Firongotra: (rongotra) a.: Fomba entina mirongotra, izany hoemitondrazavajavatra ma-ro izay mampananosarotra ny…tohiny
Firontonana: (rontona) a.: Fandehanana haingana, fihazakazahana dodona.
tohiny
Firopiropy: (ropiropy) a.: Toetran'ny olona miropiropy, izany hoe mivelona mahantra, fadiranovana.
tohiny
Firorahana: (roraka) a,: Fiketrahana, figedragedrana; fitambotsorana.
tohiny
Firorirory: (rorirory) a.: Toetran'ny zavatra manify sy malemy.
tohiny