Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikiniania: (kiniania) a.: Fomba entina mikiniania, na mamazivazy, mananihany antsitrapo, tohiny
Fikinianiavana: (kinia) a.: Famazivaziana, fananihaniana an-tsitrap o. tohiny
Fikintona: (kintona) a.: Fomban'ny olona mikintona, izany hoe sorisorena, midongy, tohiny
Fikintonana: (kintona) a.: Fahasorisorenana, fidongiana, fizihirana. tohiny
Fikipahana: (kipaka) a.: Fialana, fiendahana. tohiny
Fikipaka: (kipaka) a.: Fiais, fiendaka. tohiny
Fikipilizana: (kipily) a,: Fitorahana amin'ny zavatra izay toa mihodinkodina alohan' ny hiantefany. tohiny
Fikipily: (kipily) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikipily, tohiny
Fikira: (kira) a.: Fomba entina mikira, izany hoe manala ny tsiratsira-dravina. tohiny
Fikiramborambo: (kiramborambo) a.: Toetran'ny zavatra mikiramborambo, izany hoe mihantona ka mikirazorazo, tohiny
Fikiramboramboana: (kiramborambo) a.: Fihantokantonana ka mikirazorazo. tohiny
Fikirana: (kira) a.: Fanalanany tsiratsira-dravina. tohiny
Fikiraro: (kiraro) o.: Fomba entina mikiraro, tohiny
Fikiraroana: (kiraro) a.: Fitondrana kiraro. tohiny
Fikiraviravezana: (kiraviravy) a.: Fihantonana ary fikirazorazoana tsy mitehika amin' ny tany. tohiny
Fikiraviravy: (kiraviravy) a.: Toetran'ny zavatra mikiraviravy. tohiny
Fikirazorazo: (kirazorazo) a,:Toetran'ny zavatra mikirazorazo. tohiny
Fikirazorazoana: (kirazorazo) a.: Fihantonana mihevaheva tsy mitehi-tany, tohiny
Fikiribibiana: (kiry) a.: Fitanana mafy ny hevitry ny tena tsy azo atao ahoana amin' ahoana. tohiny
Fikiribiby: (kiry) a.: Fomba entina mikiribibY. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0283