Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fivezehana: (uezika) a.: Fifindrafindrana toerana; fandehanana etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany. tohiny
Fivezenana: (vezina) a.: Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin'ny tany ka…tohiny
Fivezika: (vezika) a.: Toetran' ny olona mivezika, izany hoe mandeha miova toerana. tohiny
Fivezina: (vezina) a.: Toetran' ny zavatra mivezina, izany hoe miverina amin'ny toerany teo aloha indray. tohiny
Fivezivezena: (veziuezy) a. : Fandehanana ats? sy ar?, fitotototoana mankatsy sy mankaroa: Fivezivezena tsy hita isa…tohiny
Fivezivezy: (vezivezy) a.: Fomba na toetran'ny olona mivezivezy, izany hoe mandeha ats? sy ar?, mitotototo mankatsy…tohiny
Fivezovezo: (vezovezo) a.: Fomba entina mivezovezo, izany hoe miady, mila vaniny, mitory amin'ny fitsarana. tohiny
Fivezovezoana: (vezovezo) a.: Fiadiana, filàna vaniny, fitoriana amin'ny fitsarana. tohiny
Fividianana: (vidy) a.: Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe. tohiny
Fividy: (vidy) a.: Fomba entina mividy.l p. t.: Azo vidina. tohiny
Fivihivihiana: (vihivihy)a,: Fangovitana, fipararetana noho ny hatsiaka. tohiny
Fivihivihy: (uihiuihy) a.: Toetran'ny olona mivihivihy, izany hoe mangovitra, mipararetra noho ny hatsiaka. tohiny
Fivika: (vika) a.: Toetran'ny taolana mivfka, izany hoe mipitsoka, mifandiso ny tonony. tohiny
Fivikavika: (vikauiko) a.: Toetran'ny zavatra mivikavika, izany hoe voazaitra andrana fotsiny fa tsy mbola tena…tohiny
Fivikina: (uikina) a,: Fomba entina mivikina, izany hoe mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray:…tohiny
Fivikinana: (vikina) a,: Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray: Ilana tanfaka ay halavana ny fivikinana.…tohiny
Fivikivikiana: na Fivikiviky (vikiviky) a.: Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Foly Ikoto fa nomen-dreniny…tohiny
Fivikiviky: (vikiviky) a.: Toetran'ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana. tohiny
Fivilana: (vilana) a.: Toetran' ny zavatra mivilana, izany hoe tsy mahitsy tsars. tohiny
Fivilanana: (vilana) a.: Tsy fahitslana tsars fa misompirana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0968