Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandrapaka: (rapaka) a.: Fomba entina mandrapaka, mihinana avy hatrany dia any am-bava. • p• t.: Azo arapaka. tohiny
Fandrara: (rara) a.: Fomba entina mandrara. 1 p.t.: Azo rarana. tohiny
Fandrarahana: (raraka) a: Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran'ny trano, 1 Fanasiana, fandrotsahana:…tohiny
Fandraraka: (raraka) a.: Fomba entina mandraraka. • p. t.: A-zo araraka: Tsy fandraraka ny ilo mby an-doha. tohiny
Fandraràna: (rara) a: Fanakanana, tsy famelana (hanao zavatra, handeha). tohiny
Fandraratana: (raratra) a.: Fandravahana, fampihaingoana. tohiny
Fandraratra: (raratra) a.: Fomba entina mandraratra, mandravaka, mampihaingo. tohiny
Fandrariana: (rary) a.: Fanaovanarary. tohiny
Fandraribola: na Fandrirobola na Fandroribola a.: Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny…tohiny
Fandrary: (rary) a: Fomba entina mandrary: Samy hafa ny fandrarin-dRasoa sy Ra-muai). 1 p.t.: Azo rarina: Fandrary…tohiny
Fandrasa: (rasa) a,: Fomba entina mandrasa. 1 p. t.: Azo rasaina: Tsy loba fandrasa ny taolana. tohiny
Fandrasana: (rasa) a: Fandidiana sy fitetehana hena. * Ohab,: Eo am-pandrasana no ahitana ny atiny: anti-milaza…tohiny
Fandratra: (ratra) a.: Fomba entina mandratra. tohiny
Fandratrana: a,: Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana…tohiny
Fandrava: (rava) o,: Fomba entina mandrava. tohiny
Fandravahana: (ravaka) a,: Fampihaingoana. tohiny
Fandravaka: (ravaka) a,: Foinba entina mandravaka, mampihaingo. 1 p. t: Azo ravahana. tohiny
Fandravalaka: a,: Ody mandrava ny fikasan'olona hamely; teny na fihetaika atao mba hanafoanana ny lalao, ny fihavanan'ny…tohiny
Fandravana: (roua) a.: Fanimbana, fandevonana, faniongorana; famahana, fampisaritahana, fanasaratsarahana, fampihahana.…tohiny
Fandravazana: a.: Karazam-boronandrano. °Fandravina (ravina) a: Toetran'ny zavamaniry mandravina, mitsiry ravina.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0764