Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Faingomihantona: a. : Maritsoratra (') entina misolo zanatsoratra latsaka : Sofin' omby (sofina omby). tohiny
Faingy: p,mt. : Fa, saingy. tohiny
Faisana: a. : Zava-mahazo, mahavoa, mampangirifiry izaY toy ny famaizana tamin'ny zavatra ratsy natao : Mitondra…tohiny
Faitra: a. : Ngidin'ny zavatra hanina, na ny fahoriana midona. - t.i.f. Mafaitra, hafaitra. tohiny
Faiviviana: (ivy) a. : Faloiloy, filebolebo. tohiny
Faizina: (fay) inf. ih. (faizo) : Sazina mba tsy hamerina hadisoana intsony. tohiny
Faka: a. : Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara…tohiny
Faka: (aka) a. : Fomba entina maka : Toy izao no faka ireny voankazo ireny. ~ p.t. : Azo alaina, tokony halaina…tohiny
Fakaina: Fakafakaina (faka) mt.ih, (fakao, fakafakao) : tohiny
Fakamitanahy: a. : Teny ilazana ny fitaomana ataon'ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy…tohiny
Fakana: (aka) a. : Fangalana : Fakana trondro. / Fakana kitay. 1 Fiantsoana : Fakana miaramila tohiny
Fakantsary: a.: Fitaovana ampiasaina hakana sary fôtôgrafia. tohiny
Fako: a. : Tapatapak'ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin'ny fafa trano : Raofy, rankizy, ny fako…tohiny
Fakoina: (fako) mt.ih, (fakoy): Angonina, raofina (toy ny fako raofina rehefa avy mifafa trano). tohiny
Faktiora: (fr. facture) a.: Taratasy milaza ny vidin-iavatra vidina, izay enti-manamarina koa, raha ilaina, ny…tohiny
Falà: (Ski) a : Ilay hazo anantonana sy amatorana ny tadivavarana amin'ny fandri-borona. tohiny
Faladia: a. : Ny fanambanin'ny tongotra izay mandia tany. - F.-p, : Any ambany faladia : enti-milaza olona heverina…tohiny
Falafa: a. : Tahon-dravin'ny ravinala maina fampiasan' ny olona hatao rindrin-trano any amoron-tsfraka. Trano…tohiny
Falana: Fala, Fela a, : Ny atiny amin'ny tongotra sy ny tanana, nahatonga ny hoe faladia sy felatanana. tohiny
Falano: a. : Karazan-tsaka avy any Kafra (Afrika). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762