Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanamondra: (mondra) a: Fomba entina manamondra, mandany tsiro ny tany. tohiny
Fanamondrana: (mondra) a, : Fandaniana tsiro ny tany, fanaovana izay hahalany tsiro ny tany. tohiny
Fanamondriana: (mondry) a. : Fanapahana, fanaboriana ny rantsantanana. tohiny
Fanamondry: (mondry) a Fomba entina manamondry, manapaka na mambory ny rantsantanana. tohiny
Fanamonga: (monga) a, : Fomba entina manamonga, mana-Paka tandroka na tanna na tongotra. tohiny
Fanamongana: (monga) a, : Fanapahana tandroka, tanana, tongotra. tohiny
Fanamongo: (mongo) a. : Fomba entina manamongo, manorotoro, manamontsam ontsana. tohiny
Fanamongoana: (mongo) a. : Fanorotoroana, fanamontsamontsanana. tohiny
Fanamontsana: (montaana) a : Fomba entina manamontsana, manorotoro. ~ p.t. : Azo montsanina. tohiny
Fanamontsanana: (montsana) a. : Fanamongomongoana, fanorotoroana. tohiny
Fanamora: (mora) a : Fomba entina manamora. tohiny
Fanamorana: (mora) a. : Fanaovana izay hahamora, fampihenana vidy, fampitonena. tohiny
Fanamoriana: (hamory) o. : Fitanana ny familiana. tohiny
Fanamorona: (morona) a. : Fomba entina manamorona, manakaiky ny morona. tohiny
Fanamoronana: (morona) a. : Fankanesana eo an-tsisina, fanakekezana eo amorona. tohiny
Fanamory: (hamory) a. : Fomba entina manamory, mamily, ~ Ny fivoy mamily ny lakana.1 Familian-tsambo. tohiny
Fanamosaka: Fanaposahana (posaka) a. : Fampisehoana, fanambarana. tohiny
Fanamotahana: (fotaka) a.: Fanorotoroana, fanaovana izay hampahalemy mohaka. tohiny
Fanamotaka: (fotaka) a : Fomba entina manamotaka, manorotoro. tohiny
Fanamotehana: (motika) a. Fanapotehana, fandrovitana madinika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1023