Litera F
Fongofongo: a.: Hatezerana sy fisafoahana. • Fiezahana fatratra, fiaretana ny mafy. 4 t.i.f.: Afongofongo, tafafongofongo…tohiny
Fongorana: (fongotra) mt. ih. (fongory): Foanana hatramin'ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony…tohiny
Fongotra: p.t. sady mt. ih. ft.: Foana, raya: Fongotra hatrtimin'ny fotony ny mandan'i Jerosalema. • Tapitra,…tohiny
Fonitra: p.t.: Fohy fa matanjaka, matombina (ny sampanteny avy aminy: Fonetana no fampiasa kokoa). - F.-p.: Manao…tohiny
Fonja: a.: Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda. 1 Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by,…tohiny
Fonja: a.: Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka…tohiny
Fonjafonja: a.: Fandraindraisana zavatra sy fanapolipolesana azy. - t.i.f.: Fonjafonjaina, voafonjafonja / mamonjafonja,…tohiny
Fonjafonjaina: (fonjafonja) mt. ih. (fonjafonjao): Raidraisina na polipolesina, fenjafenjaina.
tohiny
Fono: a.: Ny eo ivelan'ny zavatra manafina na mandrakoira ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao…tohiny
Fonoka: a.: Fifonosana tsars ao anaty lamba mba tsy handrenesana hatsiaka, ¶ M.h.: Bonoka. - t.i.f.: Voafonoka,…tohiny
Fonombimainty: a.: Kilalao karatra miloko mainty misY sarina lefona lava zarana, a-tao hoe koa Tangontsotrobe.
tohiny
Fonombimena: a.: Kilalao karatra miloko mena misy sarina fo, atao hoe koa Samamena.
tohiny