Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fivitranana: (vitrana) a.: Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin'ny fivitranany angaha izy…tohiny
Fivivitana: (vivitra) a.: Enti-milaza ny sisin-javatra izay raisina ka sintonina mba hanaingana azy. tohiny
Fivivitra: (vivitra) a.: Toetran' ny zavatra voavivitra, izany hoe voasintona amin'ny sisiny na ny molony. tohiny
Fivizana: (vizana) a.: Fomban' ny olona mivizana na misasatra. tohiny
Fivizatana: (vizatra) a.: Fitenenana miriadriatra miaraka amin'ny endrika mifandrirodrirotra. tohiny
Fivizatra: (vizatra) a.: Fomba na toetran'ny olona mivizatra, izany hoe miteny miriadriatra miaraka amin'ny endrika…tohiny
Fivoadiana: (voady) a.: Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina. 1 Fianianana, fanomezan-toky,…tohiny
Fivoady: (voady) a.: Fomba entina manao voady. tohiny
Fivoahana: (voaka) a.: Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama…tohiny
Fivoaka: (voaka) a.: Fomba na toetran'ny olona mivoaka na miala ao an-trano. tohiny
Fivoarana: (voatra) a.: Fiovana ho tsaratsara kokoa; fivelaran'ny toetra ho tsaratsara kokoa. tohiny
Fivoatra: (voatra) a.: Toetran' ny olona mivoatra, izany hoe miova ho tsaratsara kokoa. tohiny
Fivoha: (voha) a.: Toetran'ny zavatra mivoha na misokatra. tohiny
Fivohana: (voha) a,: Fisokàfana: Ataovy mitafitafy ny fivohan'ny varavarana. • Fiantombohana: Hatram in'ny fivohan'ny…tohiny
Fivohirana: (vohitra) a.: Fibontànana, fibokirana; fibontsinana, tohiny
Fivohitra: (vohitra) a.: Toetran' ny zavatra mivohitra, na mibontsina, mibokitra, mibontana. tohiny
Fivoivoizana: (voy) a.: Fandehanana atss' sy ars'; fivezivezena. tohiny
Fivoivoy: (voivoy) a.: Toetran' ny olona mivoivoy na mandeha ats? sy ar?, mivezivezy. tohiny
Fivoizana: (voy) a.: Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso…tohiny
Fivokisana: (voky) a.: Fanaovana voky, fihinanana araka izay tiana, fialàna fo:Tsy tsara ny fivokisana raha vao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165