Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsirakarakana: Fitsirakorakoana (tsirakaraka, tsirakorako) a.: Fisafotofotoana, fisaritahana. tohiny
Fitsirambina: (tsirambina) a,: Fomban'ny olona mitsirambina, izany hoe manao befahatany, tsy mitandrina. tohiny
Fitsirana: (tsitra) a.: Fandriana heniana mivalampatra. tohiny
Fitsiranorano: (tsiranorano) a.: Toetran'ny zavatra mitsiranorano, izany hoe mitsika, manamika, mitera-drano. tohiny
Fitsirara: (tsirara) a.: Toetran' ny olona mitsirara, izany hoe lavo tafandry mitsilany, ny tongotra sy ny tanana…tohiny
Fitsirarana: (tsirara) a.: Fahalavoana tafandry mitsilany, ny tongotra sy ny tanana mitaidradraka. tohiny
Fitsiredareda: (tsiredareda) a.: Toetran'ny olona mitsiredareda, izany hoe mitaredretra, mitavozavoza. tohiny
Fitsiredaredana: (tsiredareda) a.: Fitaredretrana, fitavozavozana. tohiny
Fitsirendrena: (tsirendrena) a.: Toetran'ny olona mirendrena, izany hoe mandeha atsy mandeha aroa mivembena toy ny…tohiny
Fitsirendrirendry: (tsirendrirendry) a.: Toetran'ny zavatra mazava mahajemby; fomban' ny olona mirediredy, mibedibedy.…tohiny
Fitsirenirenena: (tsirenireny) a.: Fivoivoizana, firioriovana. tohiny
Fitsirenireny: (tsirenireny) a.: Toetran'ny olona mitsirenireny na miriorio, mivoivoY, tohiny
Fitsiretadretahana: (tsiretadretaka) a.: Filetsena, fikoavana, fihotsahana. tohiny
Fitsiretadretaka: (tsiretadretaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsiretadretaka, izany hoe miretaka, tsy mahajoro fa miboretaka.…tohiny
Fitsiretadretaka: (tsiretadretaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsiretadretaka, izany hoe mikoa, miletsy, mihotsaka. tohiny
Fitsiriana: (tsiry) a.: Fitsimohana, fanombohana ho betsaka. tohiny
Fitsirihana: (tsirika) a.: Fizahana mba hijery: Misnotra amin'ny fitsirihanareo anay aty an-trano. ~ Fandalovana…tohiny
Fitsirika: (tsirika) a.: Fomba entina mitsirika, izany hoe mizaha mba hijery. ? p, t.: A-zo tsirihina. tohiny
Fitsiririhana: a.: Jer. Fanehitra. tohiny
Fitsiririhana: (tsiririka) a.: Fifantsitsirana, fivalanana miporiatra, mipiriritra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1016