Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisabotrika: (sabotrika) a.: Toetran'ny zavatra misabotrika, voambomba tarira, voarotsirotsy. tohiny
Fisadika: (sadika) a.: Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan'…tohiny
Fisadikana: (sadika) a.: Fihodidinana ny valahana toy ny salaka. tohiny
Fisafariana: (safary) a.: Fanaovana teny miolakolaka: Lany andro amin'ny fisafariana eo ianao fa tsy ny ventin-dresaha…tohiny
Fisafary: (safary) a.: Fomba entina misafary, manao teny miolaka. tohiny
Fisafelehana: (safelika) a.: Fialahana, fiolehana, fihodidinana fa tsy fandehanana mahitsy mivantana. tohiny
Fisafelika: (safelika) a.: Toetran'ny zavatra misafelika na mandeha miolaka fa tsy mahitsy: Torovok'amboa maro mahalala,…tohiny
Fisafidianana: (safidy) a.: Fakana malalaka izay tiana amin'ny zavatra roa azo ifantenana. tohiny
Fisafidy: (safidy) a.: Fomba entina misafidy; na maka malalaka izay tiana amin'ny zavatra roa azo ifantenana.…tohiny
Fisafo: (safo) a.: Fomba entina misafo, na mampandalo moramora ny tanna eo ambony zavatra iray izany, na mandalo…tohiny
Fisafoahana: (safoaka) a.: Fahatezerana mitroatra: Nandositra daholo ny mpiasa nahita ny fisafoahan'ilay Rangahy.…tohiny
Fisafoaka: (safoaka) a.: Hatezerana mafy, fitroatra. tohiny
Fisafoana: (safo) a.: Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra,…tohiny
Fisafofohana: (safofoka) a.: Fianjerana; hanjenjenana, hafanina. tohiny
Fisafofoka: (safofoka) a.: Fomba entina mianjera amin'ny tany. tohiny
Fisafontenana: (safontina) a.: Fihodinana miverimberina, fiverenan'ny efa lasa ka tonga indray. tohiny
Fisafontina: (safontina) a.: Toetran'ny zavatra misafontina na mihodina miverina amin' ny nialany indray: Ny fisafontin'ny…tohiny
Fisafotaka: (safotaka) a.: Toetran'ny zavatra misafotaka, na mihosina baba ihany. tohiny
Fisafotofoto: (safotofoto) a.: Toetran'ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton'ny…tohiny
Fisafotofotoana: (safotofoto) a.: Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan'ny entana ao an'efitrano no tsy ahitanao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1435