Litera F
Firohanana: (rohana) a.: Fidaondaonana any lavitra; fandehanana miara-be.
tohiny
Firohizana: (rohy) a.: Toetran' izay mifatotra.
tohiny
Firohotra: (rohotra) ci.: Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny uahoaka nijery ireo ftarakodia…tohiny
Firokoroko: (rokoroko) a.: Toetran'ny zavatra mirokoroko, maraorao.
tohiny
Firoky: (roky) a.: Fomban'ny olona miroky, izany boe tsy miteny mahitsy: Ny firokin' ny tambaniuohitra any amin'…tohiny
Firombahana: (rombaka) a.: Fakana an-keriny.
tohiny
Firomborombo: (romborombo) a.: Fomba na toetran' ny zavatra miromborombo, izany hoe misomaradimbana na dembademba…tohiny
Firomboromboana: (romborombo) a.: Ny fisomaradimban'ny sisin-javatra.
tohiny
Firombotana: (rombotra) a.: Faharovitana, faharombinana.
tohiny
Firomodromotana: (romodromotra) ci.: Firintonana aminkatezerana.
tohiny
Firomodromotra: (romodromotra) a.: Toetran'ny olona miromodromotra, na mirintona amin-katezerana.
tohiny
Firomoromo: (romoromo) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miromoromo; na misy ramborambony mitarozadrozaka.
tohiny
Firomoromoana: (romoromo) a.: Ny fitarozadrozahana.
tohiny
Fironahana: (ronaka) ci.: Toetran'ny olona tia fatratra, matimatim-pitia.
tohiny