Litera F
Fitemitra: (temitra) a,: Toetran' ny zavatra mitemitra na misy temitra: Tsy tiako ny fitemitr'ity efitra
tohiny
Fitemohana: (temoka) a.: Fipetrahana eo amorony kely. • Fanaovana fotoana an-kamehana sy tampoka. • Fangalarana…tohiny
Fitemoka: (temoka) a.: Fomba entina mitemoka, izany hoe mipetraka eo amorony kely na manao fotoana an-kamehana…tohiny
Fitemontemona: (temontemona) a,: Fomban'ny olona mitemontemona, mipetraka mininginingina amin'ny voditongotra.
tohiny
Fitemontemonana: (temontemona) a.: Fipetrahana mininginingina amin'ny voditongotra.
tohiny
Fitendrena: (tendry) a.: Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin'ny fitendrena lokanga. ? Fihinanana…tohiny
Fitenenana: (teny) a,: Famoahana feo misy heviny: An'ny olombelona ihany ny titane-nana. • Anjara teny atao: Rakoto…tohiny
Fitentenana: (tentina) a,: Fihosorana loko mitsitentitentina; fitsentsenana.
tohiny
Fitentina: (tentina) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mitentina na misy loko mitsitentintentina.
tohiny
Fiteny: (teny) a.: Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany. • Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao…tohiny
Fiteny: a.: Teny iombonan'antokon'olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny…tohiny
Fitepo: Fitepotepo (tepo) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mitepo, izany hoe mipaipaika, midond6na moramora.…tohiny
Fitepoana: na Fitepotepoana na Fitepo (tepo) a,: Fipepehana, fidondbnana moramora, fiemponemponana:Nohenoin'ny…tohiny
Fiterahana: (teraka) a.: Famoahana zaza avy ao an-kibo: Saro-piterahana, hono, Rasoa tamin'ilay zanany farany tao.…tohiny
Fiteronterona: (teronterona) a.: Fomba na toetran'ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin'ny toerana avo milingilingy…tohiny
Fiteronteronana: (teronterona) a.: Fipetrahana amin'ny toerana avo milingilingy, fipetrahana mininginingina amin' ny…tohiny