Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitamby: (tamby) a.: Fomban' ny olona mitamby, mikarama. tohiny
Fitampenana: (tampina) a.: Fisiana tampina, zavatra manentsina na manakona: Tsy azo amboarina intsony io fa fitampenana…tohiny
Fitampesona: (tampesona) a.: Fomba entina mitampesona, mangataka sesilany, mitambezo tsy miato. tohiny
Fitampesonana: (tampesona) a.: Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao…tohiny
Fitampifiana: (tampify) a,: Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa…tohiny
Fitampify: (tampify) a,: Fomba entina mitampify, misisika ho eo anila noho ny tahotra na fitadiavana fialofana.…tohiny
Fitampina: (tampina) a.: Toetran'ny zavatra mitampina, misy tampina: Mividiana vaouao fa mampihomehy ny olona ny…tohiny
Fitampisahana: (tompisaka) a.: Firaiketana amin-javatra iray, fiankinana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika,…tohiny
Fitampisaka: (tampisaka) a.: Toetran'ny zavatra mitampisaka, miraikitra amin-javatra iray. tohiny
Fitampoha: a.: Fampandroana ao anaty rano mandeha ny sisan-taolan'ny razan'ny mpanjaka sakalava, izay atao amim-pomba…tohiny
Fitana: (tana) a.: Fomba entimitana: Izao no fitana sabatra raha tsy hainao. 1 p.t.: Azo tanana: Tsy fitana…tohiny
Fitana: (ita) a.: Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano, ¶ M.h.: Fitsakana.…tohiny
Fitanàka: (tanàka) a.: Fomban' ny olona mitanaka, izany hoe mivanaka, ny vava tsy afa-mikombona intsony no-ho…tohiny
Fitanana: (tana) a.: Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo. tohiny
Fitanana: (tana) a.: Fitazonana: TsY hainao ny fitanana sabatra. / Fihazonana: Sarotra ny fitanana io rasa io…tohiny
Fitanatana: (tanatana) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mitanatana (varavarana, vava, lavaka). tohiny
Fitanatanana: (tanatana) a.: Fisokafana tanteraka (varavarana, vava, lavaka): Nahatsiravina ny fitanatanan'ilay lavaka…tohiny
Fitandaharana: (tandahatra) a.: Filaharana lava mitandavana. tohiny
Fitandahatra: (tandahatra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mitandahatra, milahatra lava mitandavana. tohiny
Fitandrantandrana: (tandrantandrona) a.: Fomba entina mitandrantandrana, mijeriiery miherikerika etsy sy eroa toy ny olona…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0318