Litera F
Fitakiboka: (takiboka) a.: Fomban'ny zavatra mitakiboka, mizihitra, mihandrona.
tohiny
Fitakikiana: (takiky) a.: Tsy fananana na inona na inona, fahabotriana, faharavana harena.
tohiny
Fitakiky: (takiky) a.: Toetran' ny olona mitakiky, tsy ma-nana na inona na inona, botry, raya harena.
tohiny
Fitakilana: (takila) a.: Fahaverezana antsasany, fahaverezana ilany.
tohiny
Fitakitsohana: (takitsoka) a.: Filentehana, fitsobohana lalina dia lalina.
tohiny
Fitakitsoka: (takitsoka) a,: Toetran'ny zavatra mitakitsoka, izany hoe milentika, mitsoboka lalina dia lalina.
tohiny
Fitakizina: (takizina) o.: Toetran'izay mitakizina, izany hoe mitoetra ao anaty maizina.
tohiny
Fitakizinana: (takizina) a,: Fitoerana amin'ny maizina: 1-tondray Jiro haingana, ry Bozy, fa lalina it? fitakizinana…tohiny
Fitakobahana: (takobaka) a.: Fihetsiketsehana ao anaty rano.
tohiny
Fitakobaka: (takobaka) a.: Toetran'ny zavatra mitakobaka, inihetsiketsika ao anaty rano.
tohiny
Fitakobohana: (takoboka) a.: Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fttakobohana matetika…tohiny
Fitakoboka: (takoboka) a,: Toetran'izay ao anaty filanjana misarona.
tohiny
Fitakodirana: na Fitakoditra (takoditra) a.: Toetran'ny zavatra andrahoina miaraka amin'ny hodiny.
tohiny
Fitakokoana: (takoko) a.: Fipetrahan tsy mitombin fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny te-na: Izany…tohiny
Fitakolahana: (takolaka) a,: Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky…tohiny
Fitakolaka: (takolaka) a.: Fomba entina mitakolaka, na mitampify, miafina ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily.…tohiny